efa 10 taona ny serasera

1. bazylou ( 23/02/2011 18:58)
ary olona anarivony sy gasy analiny no ao anatiny ka tsy tokony hivondrona ve isika re olona hanao groupe de pression hanova ny lalan'ny tgv ? eny fa na dia mandra paha tonga ilay olona vaovao aza.

i hery efa manao vakansy any mdgihany dia tokony izy no hanomboka ny pression voalohany
novalian'i bazylou ny 24/02/2011 19:37
2. jiolah ( 24/02/2011 11:05)
aleo asiana tsirony aloha le politika vo miditra @ le revolisiona e.Ny ankabeazany manko efa leo vovoka ka miandry an'le hetsika tsaratsara vao miara-mirona.Raha mipendipendina irery eo de iomehezan'ny olona fotsiny.
Ny tena tian'ny gasy manko izao de le sakorokoroka madinika manimbanimba kely etsy sy eroa de tsisy arakaraka.Kamolahy manko de te- hanao Ar 100 ampandriana eo fotsiny.
3. andrywui ( 24/02/2011 12:51)
milatsah elah bazy fa mety ahazo vato a
4. bazylou ( 24/02/2011 19:37)
ny serasera ko arehefa hihanona fotsiny amin'ny resaka forum fa tsy handray andraikitra amin'ny firenena dia ajanony any fa fandanian aandro koa e.

beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8633