ary olona anarivony sy gasy analiny no ao anatiny ka tsy tokony hivondrona ve isika re olona hanao groupe de pression hanova ny lalan'ny tgv ? eny fa na dia mandra paha tonga ilay olona vaovao aza.
i hery efa manao vakansy any mdgihany dia tokony izy no hanomboka ny pression voalohany
aleo asiana tsirony aloha le politika vo miditra @ le revolisiona e.Ny ankabeazany manko efa leo vovoka ka miandry an'le hetsika tsaratsara vao miara-mirona.Raha mipendipendina irery eo de iomehezan'ny olona fotsiny.
Ny tena tian'ny gasy manko izao de le sakorokoroka madinika manimbanimba kely etsy sy eroa de tsisy arakaraka.Kamolahy manko de te- hanao Ar 100 ampandriana eo fotsiny.