Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Miharena ( 07/04/2011 05:08)
TSOTRA ANDRIAMANITRA
Miarahaba ny rehetra. Ity misy resaka kely iray mametraka fa tsotra be Andriamanitra rehefa miteny (jereo ny lien). [url=http://]http://terrenouvelle.ca/Messages/2011/04/06/l%e2%80%99invitation-de-d... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/04/2011 16:48
cpd8910 ( 07/04/2011 00:02)
Wanted !!!!!
Wanted lay baoritra (Ph.D) Riana Andriamandavy. Vakio ty. Izy samy izy Tim hany no nanomboka nanely ny lainga be (sa tsia?) ao ambadiky ny CV an'Atoa Ministre. http://www.tim-madagascar.org/forum/re... tohiny
soanja ( 06/04/2011 03:54)
Taratasy misokatra ho an'i Bazylou, Ravonjison, Kitjo, sy ny maro hafa
Any ianareo izay tia miady ho an'ny fanatsarana ny tanindrazana, Miala tsiny raha manoratra ity taratasy ity aho fa ianareo izao no namana fantatro ato fa mafana fo te hanova zavatra any ambanivohit... tohiny
novalian'i bazylou ny 01/06/2011 10:08
dadabe ( 06/04/2011 00:35)
mitady an'i Vale
Vale aaaaa!!! ao ve rouucky malahelo madigna agny zahay zao... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:49
milamm ( 05/04/2011 16:29)
efa nisy ihany koa ny rajoelina mpivarotra tanindrazana t@ frantsay taloha kay ...
sekreterampanjakana sy tanankavanany P.M Rainilaiarivony t@ 1892 ty rajoelina ty ary niandraikitra ny ala sy fitrandrahana harena ankibony tany, mpitarika tao anatiny faribolana " fohavola " dia ireo ... tohiny
novalian'i milamm ny 07/04/2011 00:17
christian777 ( 05/04/2011 08:16)
PASKA ho an'i JEHOVAH 15 avril 2011 église fmfoi en Amboanjobe
Faly miarahaba antsika rehetra Izay manana fijoroana vavolombelona anasana ny namana sy ny sakaiza dia alefaso Ho tahin'ny tompo anie isika rehetra... tohiny
niryna ( 05/04/2011 05:18)
Mahita ny ratsy fanahy ambinina
Mahavariana tokoa io tenin'Andriamanitra io sy ny fampianarana izay omeny antsika.Jereo anie ity e.Tena mahatonga saina satria misy hiainantsika io amin'izao fotoana izao. Notsongoiko tao amin'ny S... tohiny
novalian'i rijadolly ny 05/04/2011 17:41
mpihira ( 04/04/2011 21:49)
SOIREE MALGACHE A LA ROCHE SUR YON SAMEDI 07 MAI 2011 AVEC TOTO MWNDJANI
L'association kanto organise une soirée malgache le samedi 07 mai 2011 salledes fétes du Bourg sous la Roche - Dîner scpectacle dansant animé par TOTO MWNDJANI Rnesignement : 06 41 78 18 72 - ... tohiny
cpd8910 ( 04/04/2011 16:57)
RIANA ANDRIAMANDAVY II (TOURISME): MBA AFAKA MANAMARINA VE IANAREO DIASPORA HOE TENA MIFÔSIKA Ph.D MARINA IO LEHILAHY IO SA FANASOKETANA FOTSINY IHANY?
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 02/08/2011 05:25
cpd8910 ( 04/04/2011 16:55)
RIANA ANDRIAMANDAVY II (TOURISME): MARINA VE HOE MIFÔSIKA HO Ph.D ?????
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2011 18:22
christian777 ( 04/04/2011 14:27)
Fiangonana inona no misy anao Inona no mahamarina ny ao aiza ny kilema inona no tokony atao
Maro ny fiangonana milaza tena ho kristianina amin'izao andro farany izao. Iza ary no tena izy? Samia milaza ny azy.Ny kilemany. Ny mahatsara azy.Ny mahasamihafa azy.Ny mampitovy azy tamin'ny fiangon... tohiny
novalian'i jeotheo ny 04/04/2016 09:54
blou ( 04/04/2011 13:36)
témoignage hypothyroidie
Miarahaba antsika rehetra, Mb saika hila fanampiana na fijorona vavolombelona avy aminareo zay manana havana na zanaka, manana an io cas io, "hypothyroidie" na ko mafantatra Dr specialiste momba an i... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:37
soanja ( 04/04/2011 02:59)
Arabaina Vonerika
Ry namako, Vonerika. Amin'izao fetinao izao dia miarahaba anao ny tenako. Enga anie hitondra fanambinana ny tombonandro sy taona ary hahita firoboroboan'ny taranaka noho izany fahasoavana izany. Soan... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2011 02:01
soanja ( 04/04/2011 02:44)
Fanontanina-Fampianarana momban'ny fanabeazana aizana ao Mada
Hono hoy aho sao misy mahalala inona avy ny fikambanana na toerana mampianatra momban'ny fanabeazana aizana ao Madagasikara? Ireto misy fanontaniana vitsivitsy tiako azahoana valiny raha mety. 1-I... tohiny
novalian'i soanja ny 07/05/2011 04:39
soanja ( 04/04/2011 02:20)
Asa misokatra- Peace and collaborative Development network
http://www.internationalpeaceandconflict.org/forum/topic/show?id=780588%3ATopic%3A406936&xgs=1&xg_source=msg_share_topic... tohiny
novalian'i soanja ny 21/06/2011 16:53
ydifas ( 03/04/2011 19:07)
FAMINANIANA 1
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako Anio dia hafatra ara-paminaniana (message prophétique) voaraina mpanompon'Andriamanitra maro momba an'i Madagasikara no ampitaina amintsika (hafatr... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/04/2011 02:50
0uioui ( 02/04/2011 22:49)
efa reraka miasa ,mbola terendrafotsy ahavita.40mn iany..
Indraindray aho efa mitady tsy hanaiky tsony satria de tsy maintsy mahavita 30 -40mn n'y tena anefa vizanabe avy miasa, n'y niafarany? Refa ho tonga izy d nalefako tany...de Inona n'y tohiny ? Ady be ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:44
maxrazzi ( 02/04/2011 07:24)
29 mars
Nankaiza ny tantara malagasy ? tsy nisy na iray monja aza television nandefa doc na inona na inona karazany mikasika an'i Madagasikara ny 29 mars teo. Ny TVM moa ny revolution arabe no nalefany. Ny VI... tohiny
novalian'i rijadolly ny 03/04/2011 07:46
rijadolly ( 01/04/2011 16:02)
éléphant sy parasy
inona ary ny maha samy hafa ny parasy sy éléphant, sarotra be fa somary misava lalana kely aho, tsy momba ny vatany, tsy momba ny sakafony, henoka tamin'ny radio izy io vao haingana...... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 17:27
niryna ( 31/03/2011 04:36)
Latsabato,Fifidiana
Inona avy no karazana fomba natao rehefa manao latsabato ny olona? na koa rehefa mifidy? ...................................... Variana aho naheno ity tantara kely ity fa taloha ,fony tsy mbola nisy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.6817