efa nisy ihany koa ny rajoelina mpivarotra tanindrazana t@ frantsay taloha kay ...

1. milamm ( 05/04/2011 16:29)
sekreterampanjakana sy tanankavanany P.M Rainilaiarivony t@ 1892 ty rajoelina ty ary niandraikitra ny ala sy fitrandrahana harena ankibony tany, mpitarika tao anatiny faribolana " fohavola " dia ireo tena mpanohitra mivantana manerana ny Nosy ny mpananibohitra mpanjanaka frantsay, novidiany abraham schrameck mpitsikilo britanika nampiasainy governemanta frantsay notambatambazany ho ministra fa anongana an'i Rainilaiarivony

http://query.nytimes.com/mem/archive-free/pdf?res=F00D12F83A5515738DDDAD0994D8415B8485F0D3

asa na anarana mitovy @ lebany foza @ zao fotoana
http://www.youtube.com/watch?v=rSmsBs19W9w&playnext=1&list=PLDDEF45D9D061E8D4
novalian'i milamm ny 07/04/2011 00:17
2. milamm ( 07/04/2011 00:17)
kirakira avy @ filazambaovao amerikana New York Time tetidratsy tsy nahomby satria sarony p.m Rainilaiarivony mialoha ilay fifanarahana nataony rajoelina nitetiky ny praiministra sy ilay jiosy frantsay abraham shrameck (1867-19480) politisiana lehibeny fonja prefet des Bouches-du-Rhône de 1911 à 1918, no governora Madagasikara 1918 à 1920 minisitr lafrantsa avy eo 1925 namatsy mivantana ireo vatandehilahy Malagasy anompo sy hiady ho any frantsa nisa 45.000 ady lehibe 1
http://fr.wikipedia.org/wiki/Fichier:Abraham_Schrameck_1912.jpg
nahaliana na mbola tsy nahazahoana antsipirihany mazava tsara aza ny momba ny rajoelina ty fa mbola tsy tonga any ampototsofiny aterineto, sa efa nisy naheno io rakitantara io isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0826