miharatsy ny fiainana

1. caboul ( 23/03/2011 09:53)
slt

fa maninona kay no simbaina ny zavatra tsara nataon`Andriamanitra e. Amboarina daoly ny retraretra, ovaina sns... MAninona no mampijaly tena mifady hanina, mampiseho ny vatana tsy tokony iseo, manao fihetsika mandreraka.... mba anintonana lehilahy? ary refa tsy ao anatiny enao d tsis paita. Jereo ne n manodidina anareo e, na ny fihetsika, fiteny, sns... D lasa ny "ambany" v no misaina sy mibaiko n vatana rehetra? Tsisy fady tsony mintsy v? Jereo ireo sary vehivavy maro ato am internet... fantaro n misy anao, mivavaha mba tsy ho azon`ny fankampanahy. Raha tsy mety na nanafitohana anao ny teniko dia avereno ho ahy fa fantatro fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho.
novalian'i bichette ny 18/07/2011 14:56
2. jayul2010 ( 23/03/2011 10:44)
caboul:

3. mirananirina ( 23/03/2011 13:05)
Tsy mitovy angamba ny fomba fijeritsika.fa amiko indray hoe matoa ilay olona manova zvt dia manatsara izy zay .tiana tsara kokoa ny vatana .tarehy.nono sns....marina fa hoe io no nomen Atra dia mionona.za manokana aloha tsy manova izay ahy.fa kosa mahafinaritra ahy ny mijery ny tovovavy na tovolahy jejojejo.Inona moa ilay vatana tsy tokony hiseho aminao?adinonao angaha fa Adama sy Eva niboridana.Tsy hoe raha manao maillot de bain na string.shorty sns.. misehoseho le olona dia mitady lehilahy?efa miova ny fiainana.Lazaina fa manota ve izy ireny.dia ahoana ny fijerinao ireo miss miseho @ télé....nefa mahafatifaty amiko
4. caboul ( 23/03/2011 14:26)
Mirananirina, fantatro tsara f nibosidana Adama sy Eva talohan nanotany, rehefa nihinana ny voankazo voarara izy=nanota dia natsiaro f nitanjaka ary menatra. Raha mamaky tsara enw de nanaovan`Andriamanitra akanjo hoditra izy mivady avy eo, izany oe misarona, koa maninona no iverina iboridana indray?Jereo Ohabolana 31.30 "Fitaka ny hatsarambika ary zavapoana ny hatsaran_tarehy, fa ny vehivavy matahotra an`i Jehovah ihany no hoderaina". Mety samy manana ny fijeriny ny olona amin`ny fanovana sns... fa raha miaina araka ny tenin`Andriamanitra ao amin`ny Baiboly ny olona, dia tokony ahafantatra fa tsara amin`Andriamanitra ny zavatra vitany zany oe ny olona noforoniny. Tinao ve raha manana efitra enw dia nokarakarainao tsara le efitra, nandany hery enw sad nandany fotoana, avy eo tonga ny namanao indrana ny efitrao, lazainy fa ratsy dia ovainy arak izay tiany, ho faly v ianao?
5. bichette ( 18/07/2011 14:56)
caboul a ! efa voasoratra ao anaty baiboly fa hiharatsy ny fiainana any aoriana any ka tsy mahagaga raha miha simba na ny tany na ny fisainana na ny fahasalamana na ny toetrandro sns ange
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489