tontolon'i fitiavana

1. Miarotafita ( 21/03/2011 10:59)
salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:32
2. Rani1 ( 21/03/2011 11:38)

Inona le olana mateti-pitranga ?




Miarotafita:

salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!
3. Miarotafita ( 21/03/2011 11:43)

Rani1:


Inona le olana mateti-pitranga

lu!zah ten sendra ny bandy maditra fon e!en e!tsy aiko mo zan n ditra ny fampirafesana na oe in e;sad @ zay tratra mahabevoka sip haf any fon rzareo,ef in2 zay!
Miarotafita:

salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!

4. Miarotafita ( 21/03/2011 11:52)
lu!zah ten sendra ny bandy maditra fon e!en e!ts aiko mo zan n ditra ny fampirafesana na oe in e!sad @ zay tratra mahabevoka sip haf any fon rzareo;ef in2 zay!
5. Rani1 ( 21/03/2011 12:15)
Voalohany indrindra aloha de tsy hita eny amy tavan-dry zareo mihitsy oe ty lehilahy ty hendry, ty maditra, fa io de miankina amin'ny fiarahana ihany, eo vao mety ho fantatra le lehilahy oe zao ny toetrany (Fizahan-toetra hoy isika Malagasy).
Miankina ihany koa amin'ny oe toerana nisy azy eo anivon'ny fiaraha-monina, ka anjaranao ny mamakafaka tsara. Tsy oe zay manadala anao eny an-dalambe dia hiarahana daholo.
Ary ny tsara indrindra raha miseho ny toy zany olanao zany de aleo miala avy hatrany raha mbola tsy mpifaninona ianareo, satria rehefa ao anaty ny tokantrano de sarotra ihany zany oe hiala zany.
Nefa rehefa tena tsy zaka (ho an'ny olona mpivady ara-dalàna io) de tsy maintsy miala ihany satria mety hiteraka aretim-po ho an'ny tena le izy ary ny ankizy no hijaly voalohany.






Miarotafita:

lu!zah ten sendra ny bandy maditra fon e!en e!ts aiko mo zan n ditra ny fampirafesana na oe in e!sad @ zay tratra mahabevoka sip haf any fon rzareo;ef in2 zay!
6. jayul2010 ( 23/03/2011 10:47)
Ra za alo n eo @ toeranao d ts miarak @ bandy tson a e!! sipa ndray no hiarahak ren tsin ts mahabevoka zan. S aona oz enao
7. mirananirina ( 23/03/2011 13:15)
Eo @ fitiavana dia misy olana foana na ny mpivady na ny mpisipa .ka natao tsy maintsy hizaka izany isika.Ny lhl mahabevoka sipa hafa ?matetika aloha ny lhl raha vao mampirafy dia mitandrina foana.nefa misy koa ireo manaonao foana.Ny ahy zao misy cousinko 3 lahy nahabevoka sipa dia miteraka.nefa ireo tsy vadiny daholo ankehitriny.ka aoka angamba isika vhv no tokony hitandrina.Marina fa mampijaly ilay izy nefa izay ilay fiainana.ka raha hitanao fa tena mijaly tokoa iano dia manova no mety.satria ny lhl tsy azonao sakanana ny tsy hampirafy.mahereza.fa nandalo teo daholo ny rehetra
8. vale ( 28/04/2011 09:43)
Bjr,
ny mba conseils-ko raha toa ka matetika mahavoa anao ireo zava-mitranga ireo dia tokony handinin-tena aloha ianao, matetika mantsy ny mahatonga ny lehilahy hitady fitiavana any amin'olona hafa ankoatry ilay iarahany dia misy zavatra tsy ampy tadiaviny ao na koa misy lesoka.
Ohatra: sao enao dia mbola mitàna ny maha-virjiny anao ohatra, ka mahatonga andry zareo hanao izany any an-kafa?, na koa mety misy lesoka ao amin'ny fomba fanaovanareo rapport sexuel (désolée fa mivantana be za); ka sao dia mila manontany anaz enao hoe, fa inona ny antony andehanany mitady vhv hafa, na antony hampirafesany sy hiterahany @ izy ireo? anontanio izy raha toa ka misy zavatra tianao ovaina hoe eo @ fifandraisantsika (sexuelement io) dia hiezaka aho, fa lazao ahy ny problème.

Ny tena vahaolana tsara mantsy dia ny fifampiresahana, sy fitadiavana ny lesoka tsy mety. Andramo ireo raha ohatra ka mifanaraka @ noeritreretiko ireo ny mety ho problèmes, bonne chance akia a!
9. 2203 ( 22/09/2011 07:22)

Miarotafita:


Rani1:


Inona le olana mateti-pitranga

lu!zah ten sendra ny bandy maditra fon e!en e!tsy aiko mo zan n ditra ny fampirafesana na oe in e;sad @ zay tratra mahabevoka sip haf any fon rzareo,ef in2 zay!
Miarotafita:

salama dol nareo!zah reto mb mangataka torohevitra @ nareo mb ef manana traikefa @ resampitiavana f tena mjaly be zah fa sendra ny olana fon a!mb ampio e!



ialao ki fa oul oh zani kou ve no iaretandri eo, sadi am zai raha mbola misiska miaraka am eo ndri de ndri ndrai no ataoni mitaiza zana-baratra eo
10. jesuisla ( 19/01/2012 17:32)
sao d be fanontaniana lava ianao, tsy rotitra rehefa anontaniana, lasa lasa saina fona, b ahiahay, tsy mandany ny fotoananao aminy (fiarahana miresaka tsotra), na miaraka mivavaka,sns
ny mpifankatia d tokony hifankahita fona, miaraka, mifankahalala zavatra atao, trano, fady, sy ny zavatra tsy tian' 1. Lesoka eo @ lehilahy ankehitriny, raha vao tsy manaiky ny v dia miala izy. Asio tanjona, asio fepetra, alohan'ny hanekena ohatra fisoratana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2088