Mila toro hevitra

1. Peti ( 07/04/2011 22:01)
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho eto akaiky eto @ zao.Dia misaotra mialoha.
novalian'i Peti ny 17/04/2011 10:07
2. sipagasy ( 16/04/2011 20:17)
tsy mazava amiko tsara ilay fanontanianao, azonao azavaina veh?? misaotra
3. Peti ( 17/04/2011 10:07)
Salama sipagasy,miala tsiny b d b fa manelingelina anao, tsy izany fa mba manana faniriana ny hiditra hiasa sy hipetraka eo frantsa aho saingy raha araka ny fantatro dia tsy tafiditra ao raha tsy efa manana contrat an'asa ohatra na lettre hahafahana manao visas,marihiko fa afaka manao asa ambany aho kanefa koa afaka manao asa birao satria aho manana diplĂ´ma sy certificat,mipetraka ivelan'i madagasikara aho saingy te hiala @ lay toerana eto aho, ka ny tiako mba hanontaniana anao dia oe, sao mba afaka manoro hevitra ahy enao oe aona no ahafahako miampita na miditra ao frantsa, ny resaka taratasy tsy maintsy ilaiko hananana na resaka site na fikambanana na tahak'izany afaka hanampy ahy sy hanoro lalana,izay ny zvt mba ilako fanampiana aminao sipagasy koa misaotra mialoha. Bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7811