FANESORANA NY FAT EO AMIN'NY TOERANY IHANY NO VAHAOLANA

1. RUZ9 ( 11/04/2011 12:10)
Resa-poana sy fandrirarirana ny fampanantenana fifidianana ataon'ny FAT, sady tsy missy finiavana hanao fifidianana eto no tsy misy finiavana hamaha ny krizy, ny hijanona ela eo @ fitondrana ihany no tanjony, resa-be ny sisa.

Araho ato ny tohiny http://cyrius.centerblog.net
novalian'i milamm ny 14/04/2011 00:03
2. milamm ( 11/04/2011 18:34)
de mitovy hevitra e, jereo nge ny nahazo an'i gagbo an'i ivory coast androany e voasambotra rasiliny ouatarra de zao eo ambany fiambenany tafika UN, miandry fitsarana azy zao mikasika ireo vono olona marobe nataony sy ny halabato sns ary ny heloka bevava @ fitsarana ambony arapolitika ekonomika sy sosialy (tsy hiditra @ io ny ICC fa any abidjan any izy no tsy maintsy ho tsaraina e), kadhafi kalo zao mbola tsy tratra fa mahatohitra tsara reo tafikaeo antoerana sy any ivelany isambotra azy
Maka oh. ny niseho any @ zareo za fa izay ihany no lalana heveriko iverenany fahandriampahalemana ny fanalana ireo mpitazona ankeriny sy mpisoloky fahefampirenena, io lavanify sy ny milisy fat reo ko efa tsara karakaraina fa sao ela loatra lasa toa ny any somalie isika ny farany
3. milamm ( 11/04/2011 20:45)
na voarara mafy aza ny fampielezambaovao de miharihary foana ny fanitsakitsahana ny zony olompirenena rehetra ao @ nositsika sy ny fiandrianampirenena nomeny saribakoly lavanify sy ny namany ny reny tsy valahara
http://www.antananarivo.usembassy.gov/uploads/Is/XI/IsXI-0M1-kFcIxZGN8gKRg/Madagascar-HRR-2010---French-Final-WEB.pdf
4. milamm ( 14/04/2011 00:03)
Ruz9 le izy konko de tsy misy valaka tao anatiny fanjanahatany frantsay nanomboka 1896 sy taty aorina 1947 ary ny miseho t@ 1972 - 1991 - 2002 - 2009 iny samy napediany menasofina dolidoly ny Malagasy ary nasainy nifamono antrano sy mifandripaka ary mifanabado @ tsy fahaizantaratasy fa basy sy bizina ihany de nitsipadoha lakanitana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3094