Manandona-AntsirabeII

1. rojosalohy ( 26/04/2011 14:07)
Ho an'ny olona rehetra avy ao Manandona-AntsirabeII, izay akaiky na lavitra. Aza adino ny tanàna fa ndao hifandray tanana ny iray fihaviana. Misy groupe @ anaran'ny tananantsika ao @ facebook de midira ho membre é!
ROJO
novalian'i soanja ny 28/04/2011 10:42
2. soanja ( 27/04/2011 06:40)
rojosalohy:

Ho an'ny olona rehetra avy ao Manandona-AntsirabeII, izay akaiky na lavitra. Aza adino ny tanàna fa ndao hifandray tanana ny iray fihaviana. Misy groupe @ anaran'ny tananantsika ao @ facebook de midira ho membre é!
ROJO

Zany an. misaotra nampilaza. inona izany no tena malaza ao izao. tsy avy any ho fa mpanarabady any kosa.
3. rojosalohy ( 28/04/2011 04:51)
soanja:

Soanjy: tsy dia misy mahalala loatra ny malaza any izao fa tongava any @ groupe-tsika ao @ fb de any mifampitantara vao2 de mba mifameno @ izay ny information. De ampitampitao @ izay olom-pantatrao rehetra any é!
4. soanja ( 28/04/2011 10:42)

ok ao fa jereko ary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042