mariaziny le printsy anglisy sy ny fofombadiny

1. milamm ( 26/04/2011 11:18)
hisintona ny sainy fahampalalambaovao erantany indray io zoma 29 aprily zao ny mariaziny ilay ho mpanjaka britanika indray andro any, (efa ho voafatotra lery tsy ho ela ka mionona sisa no azony vhv sasany naniry hanambady printsy na mpanjaka). Olona tsotra ao anatiny sarababembahoaka moa kate ampiakariny william ty kanefa izy ilay safidy tokana lery iaraha-mahita eo e fa mirary soa azy reo
novalian'i VALIZO ny 28/05/2011 06:24
2. andriywui ( 27/04/2011 09:25)
d inn no hivakiako loha am zay mariaziny any?
3. milamm ( 27/04/2011 14:20)
efa napoiziko iny, lol aza mampme ry akama fa nga moa ry zareo mila loha vaky vao ho vita ny fikasany na ko ze tiany hafa na tsy tiany, lool mirary soa azy ireo ny tenako hahavita be na tsy fantatro manokana aza zareo. tsis olan zany ny mety ho olan'i iywui de tsy mahavita ny vitany fampielezambaovao mampidibola manerana ny tany @ alalany vanimpotoana toy tony de mikafara, ra oh.tena tsy miraharaha de tsy mamaly de vita fa matoa mamaly de efa eeee
4. hery ( 27/04/2011 18:14)
:-)

Mahafinaritra ilay Kate. Tsotra nefa manana ny lohany. Efa nadabok'i Kate i Willy ilay teo aloha fa niverina niaraka ihany.
5. milamm ( 28/04/2011 00:45)
salama zoky Hery, ka mety tena etana tsara sy piesy mifanaraka tonga de lasa zao e. Efa nisaraka tokotsan ny apr 2007 tany zermatt soisa 24 taona i will t@ io i kate 25 zokiny 1 taona avy eo nifamofo tampoka ny nov 2010 de zao ifanolotra peratsa zao ny zoma ao @ westminster abbey 29 apr 2011 folo taona taorinany nifankahitany, lery mo nibaboka(will) t@ resany farany t@ mpanao gazety oe tsara vitana izy nahazo an'kate, araraotiny fampielezambaovao tsara io zao araky ny fanadihadiana atreto iasana mafy e toy ny eto
http://www.bbc.co.uk/news/uk-13190737
6. hery ( 29/04/2011 10:38)
Apetraka eto amin'ny eritreritra mandalo ihany itony sary itony hatao fahatsiarovana :-) Sary nalaina teto amin'ny ordi

http://namana.serasera.org/namana/post/show/4dba92e28910c



Nandritra ny fifanoloran-tanana





7. mirananirina ( 29/04/2011 11:28)
Arabaina izy 2 nahavita soa mariazy.efa nahazo taona ihany i Kate.Nahafinaritra ny nijery azy ireo.
8. milamm ( 29/04/2011 11:59)
zay mintsiny e, arahabaina izy reo tsetsa2 tsy aritra ny komantera vhv enoko betsak kalo zao de ny akanjo mariaziny kate oe tsara itak t@ mariaziny princess diana sy prince charles 1981(na de mbola tsy ary saina aza t@ zany fa hita @ horonantsary )de lava be le voaly nanaovany reniny william. Nanetriketrika ilay lanonana mbola mitohy, tsy mbola mis mahafantatra kalo zao ny volatanteliny izy reo oe aiza fa ny fitsidihana ofisialy firenena samihafa sy adidiny @ british monarchy zao no fandaharampotoanany manaraka
9. andriywui ( 29/04/2011 13:40)
Misaotra anareo namana nanokatra ilay resaka aloha e, mahafinaritra kely izy roa,





Puissiez-vous connaître tous les deux, année après année, les joies du partage, les plaisirs de l'amitié et les délices de l'affection afin que la vie vous apporte sans restriction ce qu'il y a de meilleur et de plus précieux.[size=70] Félicitations![/size]


10. milamm ( 30/04/2011 01:02)
ony oa za v no diso tadidy sa ts iywui ihany no nilaza oe ts mivakl fa toa niova lela tampoka teo lol saode ts @ fo ty kozy ty fa varotra sakabelo mampiesona fotsn. tsis koi le izy akory fa gaga ihany
11. andriywui ( 30/04/2011 07:42)
Manao ahoana milamm,tsetsatsetra tsy aritra fotsiny iny ranamana*





12. milamm ( 30/04/2011 12:59)
ok ry akama m'sotra nareo sy Hery @ sary
sahirana ihany wills napiditra anle peratsa klo e, le nifanoroka izy roa to tsis netanin fo/passion izy 2 nitaingina le kalesy volamena no tena nilay e ( efa mbo itako maso mankony le kales io nefa tsy azo tengenana fa lasa nofy fotsn lool...)
13. ledala ( 02/05/2011 23:57)
ny erantany tokoa ireny fa misy mariazy malagasy mety hanetriketrika koa atsy ho atsy an: ilay mpihira vehivavy
14. milamm ( 08/05/2011 00:31)
iza njay zan ledala fa ts arakay azafad mba lazao
15. VALIZO ( 28/05/2011 06:24)
liana ve ?tsra sady mihaja be i liana fa tsy le image na sipa sulfureuse no nasahony fa hoe diso ny olona mihevitra azy fa tsy araka ny fiheveranareo anaka zaho ty é, seulement avec mon premier mec je s8 tombé sur un trou abyssal
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3912