AHY I? MADAGASCAR!

1. Amiko ( 17/04/2011 07:27)
indro ry mpamaky misy vetso iray atolotro ho anao eto @ty takelaka ity!

AHY I?MADAGASCAR
Na misy aza tany afa manandaza sady tsara
de! tsy atakaloko an zany ny AHY i,madagascar
koa aza sodoka ny an iafa fa ny azy tsy homeny anao
I,gascar no antsika koa tiavo sy atsarao

Tsy misy mantsy tany afa niaviako sy iafarako
afatsy ianao ry Gascar zay mbola ifoka ndray ny rako'
Ahy ianao ry gascar , koa zay ratranao dia feriko
Ny atsojay atao anao dia :hotoeriko aminy heriko

Ny fanjanahana anao ho laviko
fa fiaraha miasa no tadiavoko ,
ampandrosoako ny tananako
ho reaharehan ny TARANAKO !

novalian'i hery ny 18/04/2011 04:58
2. hery ( 18/04/2011 04:58)
Mahafinaritra.

Azonao apetraka ao amin'ny http://vetso.serasera.org ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1138