Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
milamm
(
02/06/2011 23:37)
nofantsihany voalavo tsy afaka nanidina ny fiaramanidina
tao Aostralia no niseho ty tantara ty nahitana voalavo dimy tao anatiny fiaramanidina de tsy afaka niainga izy io satria tsy maintsy nohamarinina daoly reo tarobia mitondra herin'aratra rehetra sao mi...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2011 00:13
sipagasy
(
02/06/2011 16:19)
mitady an'i NOLROS / baryton
Miarahaba ny rehetra
teto à serasera no nahafantarako an'ilay mpanakanto 'Nolros' izay, raha tsy diso ny fitadidiko dia any Soisa any izy no monina, ny fanontaniako dia hoe sao misy mahalala azy ian...
tohiny
Miharena
(
02/06/2011 06:05)
Dieu propose, l'Homme dispose
Ny fahenontsika matetika dia ny hoe l'homme propose, Dieu dispose amin'ilay resaka hoe raha sitrapon'Andriamanitra. Raha tena mandinika anefa isika dia mifanohitra ilay izy satria Andriamanitra mihits...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/07/2011 20:36
Maranatha
(
01/06/2011 13:00)
"Indro ny faharetan'ny olona masina dia izay mitandrina ny Didin'Atra sy ny Finoana an'i Jesosy" APOK 14:12
Ny olona masina izany dia ireo izay mitandrina ny Didin'Atra , ireto avy ireo Didy ireo:
Eksodosy 20:3 1- "Aza manan'Atra hafa afatsy Izaho ihany"
20: 4-5 2- "Aza manao sarin-ja...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/06/2011 06:13
bazylou
(
01/06/2011 10:10)
uneurohoanymadagasikar@yahoo.fr
ampanetre tena lehibe no ilazanay etoana fa misokatra io mail io ho an'ireo malagasy rehetra tsara sitra po te hanome fanampiana kely anangana projet lehibe any madagasikara.
MAnorata dia hahita ianao...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/06/2011 05:53
0uioui
(
31/05/2011 11:45)
Inona no atao hoe filazantsara ?
- Kristy maty araka noho ny fahotantsika , natsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo, mipetraka eo ankavanan'Atra Ray Tsitoha ,ary mbola ho avy indray handray antsika izay miorina tsara ao Amin...
tohiny
novalian'i Tefigasy ny 30/06/2011 12:05
Incyah
(
31/05/2011 09:32)
Azo atokisana ve ny tenin reo Internaute milaza fa tia ( eperdument, follement?)
Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona ...
tohiny
novalian'i Rapha ny 10/11/2011 05:10
Mpanazava
(
30/05/2011 12:35)
ahoana no nampisy antsika?
Evolutionina (Mivoatra miandalana) ve sa noforonina.
...
tohiny
novalian'i Miharena ny 08/06/2011 04:24
kaiaja
(
30/05/2011 05:37)
5mn sekoly alahady
bjr daolo mba mangataka raha mba misy manana tantara kely mba ampianarina ny ankizy any ampiagonana rehefa alahady, za manko mpianadraikitra sekoly alahady dia indraindray efa tsy hita intsony izay la...
tohiny
novalian'i rahery08 ny 14/06/2011 08:25
fejere
(
30/05/2011 03:34)
Tsy afaka mi-telechager
Salama daholo,
Tsy afaka manao telechargement ny PC ampiasaiko rehefa avy nofafana tao ny antivirus rehetra nampiasaina teo aloha, marihiko fa ni- desactiver-na ny pare-feu am zao. Windows XP Sp3 no m...
tohiny
novalian'i nilex ny 10/06/2011 05:42
raroland
(
29/05/2011 14:19)
fifaninanana amin'ny MTV
Manampy ny zanako manao fifaninanana aho ka miala tsiny fa amin'ny teny frantsay ny matoandahatsoratra. Dia misaotra anareo manampy azy. raroland
BONJOUR?
Je suis Fy Rakoto de Toulouse, je participe ...
tohiny
mpive
(
28/05/2011 17:26)
fa maninona no betsaka be toy izao ny karazam-piangonana e? dia tena misy foto-kevitra tena mafonja sy samy hafa ve izy ireny? Dia maninona no mitangorona fotsiny aeny amin'ny tanan-dehibe ny maro ? ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 01/06/2011 05:42
daran
(
27/05/2011 17:09)
Sarin'i Jesosy
Betsaka zay sary masin'i Jesosy hitako izay. Fa maninona kay no ohatrany atao mampalaelo b foana ny sariny e? :-); tsis mitsiky mints fa ohatrany manao mampalaelo kely foana....
tohiny
novalian'i hery ny 30/06/2011 14:51
roccoo
(
27/05/2011 13:21)
Fichier PDF zaraina nefa tsy aparitaka
Miarahaba tompoko,
Saika mba anontany aho raha misy afaka mamaly. Tokony handefa fichier pdf ho an'olona (maro) aho nefa tsy tiako ho zarazarainy @ olona manodidina azy iny fichier pdf iny. Tsy manan...
tohiny
novalian'i Roccoo ny 30/05/2011 07:42
Miharena
(
27/05/2011 11:18)
IRAY ao amin'ny RAY i Kristy
[quote=Miharena]
JAONA 17 : 5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra hiarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
Ity tanisa ity Rekinbelo...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 31/05/2011 19:36
tootoomuch
(
27/05/2011 09:49)
MAHAFINARITRA NY MITIA REFA TENA TIA ANO LE OLONA .......
Na tsy mitempo fitiavana @ le olona tia anao be aza ianao fa mahita fotsiny ny fihetsiny rehetra sy mamaky ireo teny mamy marobe soratanY dia tsapanao fa mahafinaritra le izy ary na fantatrao aza fa t...
tohiny
tootoomuch
(
27/05/2011 09:38)
refa tia ve ny olona iray dia lasa tia azy ho azy le olona tian ny ho tiavina??????
reko ombieny ombieny zany atao hoe coup de foudre ,fa tsy mbola niainako mihintsy raha tsy afak omaly ..tao anaty toerampivarontana iray aho no nisy nanantona dia nangataka ny numero ko.neveriko ho r...
tohiny
novalian'i fafane ny 22/06/2012 14:48
guant
(
27/05/2011 09:19)
miarahaba!ono oa misy ifandraisany ve ny rapport sexuel sy ny aretina sinusite fa otran refa manao za nefa tsy matetika d otran mora mihitsika le aretina!
d inona no traitement atao amin'io sinusite i...
tohiny
Mpanazava
(
27/05/2011 08:38)
Tafavoaka velona amin'ny andro farany.
"Maro no olona mino fa hifarana tsy ho ela ity tontolo ity. Mety ho tafavoaka velona amin'izany isika, ka hiaina amin'ny tany Paradisa?
"Dieny tsy mbola mihatra ny didy (Mihelina toy ny akofa ny andr...
tohiny
novalian'i Miharena ny 05/06/2011 17:32
kaiaja
(
27/05/2011 06:09)
Ny clip gasy
Isika ve mba mahatsapa fa ny clip gasy sasany dia toa lasa clip porno?sa hoe efa misy ny film porno dia tsy maintsy asiana ny clip porno? tena mahamenatra na dia mijery azy aza. Santionany @zany ohatr...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/06/2014 09:55
