Tsy afaka mi-telechager

1. fejere ( 30/05/2011 03:34)
Salama daholo,
Tsy afaka manao telechargement ny PC ampiasaiko rehefa avy nofafana tao ny antivirus rehetra nampiasaina teo aloha, marihiko fa ni- desactiver-na ny pare-feu am zao. Windows XP Sp3 no mba ampiasaiko, Zay afaka manoro hevitra de isaorako sahady/
novalian'i nilex ny 10/06/2011 05:42
2. nilex ( 07/06/2011 08:55)
tsy mazava ny olana misy.Ny internet ve izany mandeha .Raha mandeha ny net dia mety le navigateur mihintsy no misy olana dia mila désinstalléna aloha dia averina avy eo na mety ho resaka virus koa izany an ,misy virus ratsy ao dia mibloqué ny téléchargement nao.Fa raha ny internet mihintsy no tsy mahazo dia zavatra hafa indray izay.Andramo amina navigateur hafa aloha ny téléchargement nao fa mety hiety,izany hoe raha mampiasa outlook express ohantra ianao dia andramo amin'ny mozila firefox indray ohatra ka raha mety ny iray dia ilay navigateur mihintsy no misy olana.fa raha virus dia mila manao scan na virus toi.
3. fejere ( 08/06/2011 19:11)

Voalohany aloha de misaotranao izay afaka namaly ny fangatahako, fa ny internet de mandeha, Yahoo no miasa am' zao de ilay internet explorer ni-installéna niaraka tam le Xp Sp3 no mampande ny internet, tsy mety installer-na ny mozilla zay nisy teo aloha, tsy mety installer-na koa ny anti-virus rehetra ,toy izay koa ny yahoo messenger. De tena sahirana ny tena eto, de izany no mba ilana vonjy am zay afaka mampita na koa hoe manometorohevitra. De mbola averiko ihany ny fisaorako]
4. nilex ( 09/06/2011 06:39)
bjr,voaray ny hafatrao ary tsy misy fisaorana akoary e,raha ny fijeriko izany olanao izany aloha dia ilay xp sp3 mihintsy no misy olana ,efa mpanao installation an'izy ireny aho mantsy fa tena mbola misy olana mihintsy io xp sp3 io ;maninona raha averina sp2 fa ho hitanao fa handeha tsara io.Raha toa ka itanao fa maneha tsara anefa ilay sp3 anao dia tsy maintsy manao scan virus aloha ianao dia reinstallena ny windows dia mino aho fa handeha tsara amin'izay io.Mampiasa machine hafa mihintsy ianao hanaovana scan izany fa tsy mety io machine anao io.Tsy miala amin'izay io ry namana na misy olana le sp3 na avy amin'ny virus io.Mino aho fa hivaha amin'izay ny olanao.norton 2010 izao no tsara hanaovanao izany dia avy eo mampiasa avast 6 indray dia tena milamina io.Marihina fa tsy maintsy données efa afaka virus no haverina ao anaty windows vaovao fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo.Dia mahazotoa ary e.
5. nilex ( 09/06/2011 06:39)

6. mirananirina ( 09/06/2011 09:27)
Araraotiko eto koa ny ahy fa tsy afaka mi désinstalé ny antivirus teo aloha aho marihiko nefa efa tsy miasa intsony izy io .ary ilay vaovao sakanany tsy hiditra....tena mandreraka mht.nataoko doly zao retraretra zao fa eh....zao lazaina fa tsy administrateur ndray tsy afaka manao n'ina..grrrrr
7. fejere ( 10/06/2011 04:10)

Andramako ataoko zay torohevitrao , misaotra indrindra anareo rehetra.
8. nilex ( 10/06/2011 05:42)
slt ,voaraiko ny hafatrao momba ny désinstallation na antivirus,tena marina ny voalazanao fa tsy afaka manao installation hafa mihintsy ianao raha tsy afaka ny teo aloha.
Raha ny voalazanao aloha dia mbola tsotra ny anao fa tsy mbola sarotra satria mety tsy administrateur fotsiny ny compte misy anao dia tsy mahazo droit hanao désinstallation fotsiny ianao,noho izany dia tsy maintsy mihiditra compte administrateur ianao na io compte nao io no hovaina administrateur.
Raha toa moa ka tsy hainao izany dia mila mijery ao amin'ny Démarrer/panneau de configuration /Comptes d'utilisateurs ianao.dia clikeo ny compte nao dia changer mon type de compte.Dia hovainao administrateur ny anao,na manao création compte koa ianao dia atao administrateur le izy dia iny no hidirana.Misy fomba hafa tsotra nefa mety ho sarotra ny manazava azy eto fa io angamba no azonao atao,manontania ihany olona raha misy olana .Dia mahazotoa ary ry namana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1048