nofantsihany voalavo tsy afaka nanidina ny fiaramanidina
1. milamm (
02/06/2011 23:37)
tao Aostralia no niseho ty tantara ty nahitana voalavo dimy tao anatiny fiaramanidina de tsy afaka niainga izy io satria tsy maintsy nohamarinina daoly reo tarobia mitondra herin'aratra rehetra sao misy tapaka ka iteraka loza ho anrehetra tao mandrapahavitan'izany de nifindra fitanterana an'habakabaka hafa ireo mpandeha