nofantsihany voalavo tsy afaka nanidina ny fiaramanidina

1. milamm ( 02/06/2011 23:37)
tao Aostralia no niseho ty tantara ty nahitana voalavo dimy tao anatiny fiaramanidina de tsy afaka niainga izy io satria tsy maintsy nohamarinina daoly reo tarobia mitondra herin'aratra rehetra sao misy tapaka ka iteraka loza ho anrehetra tao mandrapahavitan'izany de nifindra fitanterana an'habakabaka hafa ireo mpandeha

http://fr.news.yahoo.com/australie-avion-cloué-au-sol-à-cause-rats-144600412.html
répondu par milamm le 04/06/2011 00:13
2. hery ( 03/06/2011 09:31)
Saika mba hanao vakansy koa izany ny voalavo loll
3. milamm ( 04/06/2011 00:13)
lol ka ny olana de tsy nisy mpanamory nety itondra azy reo hitsngatsangana lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535