Marina izany : "ny fanahay no maha-olona!" Io no maha-samihafa ny olombelona @ biby! Fa rehefa ny olombelona kosa no mandà ny maha-olombelona azy, ka hitondra tena toy ny biby, dia azy ny azy ! Ny biby aza mbola nampiankajoan'Andriamanitra sy nasiany volony, hanaronana ny fitanjàhany, fa ny olombelona sasany kosa, dia manary lamba toa adala, ka zary faly mampidera izay tsy tokony ho hita! Izany no manaporofo, fa efa miha-biby rizareo, ka tsy menatra intsony mampidera ny fitanjàhany! Ary ny olona faly mijery azy ireo sy mankafy azy ireny, dia mitovy saranga amin'ny biby ihany koa! |