mitady an'i NOLROS / baryton

1. sipagasy ( 02/06/2011 16:19)
Miarahaba ny rehetra

teto à serasera no nahafantarako an'ilay mpanakanto 'Nolros' izay, raha tsy diso ny fitadidiko dia any Soisa any izy no monina, ny fanontaniako dia hoe sao misy mahalala azy ianareo??

nanatontosa 'angano' en mp3 miaraka @ feon-kira izay mantsy izy ary saika mba misy hitadiavako azy ho an'izay mahalala azy e!

misaotra mialoha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8075