1. guant ( 27/05/2011 09:19)
miarahaba!ono oa misy ifandraisany ve ny rapport sexuel sy ny aretina sinusite fa otran refa manao za nefa tsy matetika d otran mora mihitsika le aretina!
d inona no traitement atao amin'io sinusite io?
inona no tena tsara ra hanina raha tena hanamafy anticorps sy te ho ngeza!
misotra!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2084