uneurohoanymadagasikar@yahoo.fr

1. bazylou ( 01/06/2011 10:10)
ampanetre tena lehibe no ilazanay etoana fa misokatra io mail io ho an'ireo malagasy rehetra tsara sitra po te hanome fanampiana kely anangana projet lehibe any madagasikara.
MAnorata dia hahita ianao, ary ny hevitry ny maro hono mahataka davitra.

MIsaotra tompoko
novalian'i soanja ny 03/06/2011 05:53
2. Noue ( 01/06/2011 10:22)
saika tapaka ny tsinaiko fa ozy indray aho oe fa nisy inona ? toa niova be rabazy ? mikandra hanokatra sa hanao asa goavana ho an'ny malagasy ? nefa ity vava teo aloha , ny fanaratsiana ny malagasy tena nampalahelo mihintsy ny nanaovanao ny mpiray tanindrazana anao eee

eny eeee ! zany hono oe "il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas" tsara kaaa ! tohizo dia mazotoa aza eeee ! hic ! ho an'ny foza ve io sa ???????
3. bazylou ( 01/06/2011 17:34)

ny gasy dia izay daholo ihany , itovy aminao ry noue, aratsiana dia mandeha , atsaraina dia mandeha koa farah ahoe andao hiaraka hivondrona dia hikandra glady be ary , shhh di atsy misy. dia aleo ho eo ny anao ry noue sy ny namany , fa ianao aza tsy mahavita ny anao. Rehefa lasan'ny vazaha dia aza mimenomenona annn.

beurrk
4. bazylou ( 01/06/2011 17:39)
tsy misy resaka foza , na polifika, na le8 ao na hoe makatsy na makaroa fa ny fivondronann'y olona aty ivelany hanavotra an'i madagasikara no tanjona eo.
Hanavotra an'i Madagasikara tsy ho gisitra lava amin'ny alalan'ny grand projet.

5. soanja ( 03/06/2011 05:53)
bazylou:

ampanetre tena lehibe no ilazanay etoana fa misokatra io mail io ho an'ireo malagasy rehetra tsara sitra po te hanome fanampiana kely anangana projet lehibe any madagasikara.
MAnorata dia hahita ianao, ary ny hevitry ny maro hono mahataka davitra.

MIsaotra tompoko


Bazylou, Misaotra indrindra tamin'ny fandraisana andraikitra avy hatrany. Rahampitso ihany aho dia hanoratra any dia afaka mitafa ao isika hoe inona no soritr'asa tsara sy azontsika tanterahina nefa ahafahan'y rehetra mandray anjara no sady ahitan'ny rehetra mangarahara ny alehan'ny volany.

Mirary hatrany fiaraha-miasa aminao.

Ny namana Soanja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871