imprimante sur internet

1. sitlo ( 27/04/2011 20:38)
Raha misy imprimante WiFi dia afaka mi-imprime avy amin'ny ordi rehetra ao an-trano amin'ny alalan'ny WiFi, tsy mila cable.

Dia lasa ny saiko hoe, ilay router WiFi iny ihany no ampiasaina hi-connectena amin'ny internet. Dia raha fantatra izany IP sy mot-de-passe amin'iny dia mety afaka ampiasaina ilay imprimante na tsy ao an-trano aza.

Sa eritreritra fople izany?
répondu par raherigna le 28/04/2011 04:52
2. hery ( 28/04/2011 04:11)
Efa misy ka.

Io lazain'i sitlo io tena mety.

Fa misy manokana mihitsy aza ny hoe Cloud Print
http://code.google.com/intl/it/apis/cloudprint/

Jereo am google ihany koa hoe Cloud Print
3. raherigna ( 28/04/2011 04:52)
azo atao tsara zany e! nena zay no ampiasaiko fa saingy hoe mila imprimante compatibl leizy. zany oe misy config ho an'ny reso. de ol efa ho 500 no mampiasa imprim 1. connecté @reso fotsiny toi d afaka manao ny reetra. mem à une distance de 20km, rah couvré'ny reso wifi dia mandeh. asiana relai ny wif @zany an!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4436