Raha misy imprimante WiFi dia afaka mi-imprime avy amin'ny ordi rehetra ao an-trano amin'ny alalan'ny WiFi, tsy mila cable.
Dia lasa ny saiko hoe, ilay router WiFi iny ihany no ampiasaina hi-connectena amin'ny internet. Dia raha fantatra izany IP sy mot-de-passe amin'iny dia mety afaka ampiasaina ilay imprimante na tsy ao an-trano aza.
azo atao tsara zany e! nena zay no ampiasaiko fa saingy hoe mila imprimante compatibl leizy. zany oe misy config ho an'ny reso. de ol efa ho 500 no mampiasa imprim 1. connecté @reso fotsiny toi d afaka manao ny reetra. mem à une distance de 20km, rah couvré'ny reso wifi dia mandeh. asiana relai ny wif @zany an!!!