Fomba fampiasana ny Log. "BARTE PE"

1. Arisse ( 24/05/2011 08:12)
Salut daholo ry namana é!
Feno virus be 'lay Ordi. Efa nanao Scan aho,efa "nettoyage" disque C: sy disque D: aho ary efa nanao "défragmenteur de disque" ihany koa. avy eo aho nampiasa" Logiciel BARRTE PE" izay mba ahafahako mi-"suppr" ny virus izay hitako ao. Izao anefa no ilako fanampiana: ireo virus rehetra no "supprimer"-ko dia maty avokoa, ity anakiray ity no "impossible" ny hi-supprime"-na azy dia ny hoe:"Con.@Andrana@.com"
Maro ny option ao anatin'io lgiciel io ka izay afaka mampiatra sy manoro dia iangaviana mba hizara.
Misaotra mialoha é!
novalian'i McFy ny 25/05/2011 22:00
2. McFy ( 26/05/2011 04:31)
Hafa indray inty hitako inty ra Hery fa ñba jereo io rohy io manaraka io
http://net-studio.org/fra/patch/patch/107-patch-pour-supprimer-le-virus-con-andrana.html

Mahasoava
novalian'i McFy ny 25/05/2011 22:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4132