HO RENDRIKA TSY HO ELA ILAY ANKOALABE

1. RUZ9 ( 20/05/2011 13:15)
Niandry vasoka herintaona ny mpianatry ny Oniversite fa tsy mahita vahaolana ireo mpibodo fahefana
mbola hiandry herintaona koa ve ireo vao ho afaka bacc @ ity taona ity? Raha mbola eo ny FAT dia tsy hisy fivoarana mihitsy ny sehatry ny fampianarana.
Aiza ho aiza izao ny tambin-karaman'ny mpampianatra FRAM?
Tsy laharam-pahamehana @ FAT ny fampianarana: ny bebĂ´ty aloha izao: ireo azo ampiasaina hamoretana vahoaka; ny fahefana tsinona sady tsy zaka: tsy hay izay resaka fitondrana no azo tamin-kerisetra ka herisetra no sisa vahaolana itazonana azy.

Aza atao fialan-tsiny ny hoe tetezamita izao; tsy nisy nanery anareo haka fahefana teo fa ny herisetra no nahazoanareo azy. Ny fialanareo izao no vahaolana

Ho rendrika afaka fotoana vitsy monja ilay "ankoalabe" (lakana mitomany sambo; mitondra masinina mavesatra be miampy "grand dossiers" maromaro : lundi noir(26-01-2009 - 07/02/2009 - bois de roses - allouette2 tsy mandeha nanadaniana volam-panjakana: sady tsy azo hanina....)
FAT miala no vahaolana dia araho ato ny tohiny http://cyrius.centerblog.net
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.129