Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Arisse, milahatra araka ny daty
arisse
(
13/09/2011 14:27)
Desinstallation de l'anti virus Avast free
Salut daholo a!
Misy PC Pentium III 'zay any,sady lent be nedal no ko efa "périmé ilay anti-virus. Raha vao desinstaller-na le anti-virus dia avy hatrany mamonontena ary mi-rédemarre tampoka 'lay m...
tohiny
novalian'i ako ny 31/10/2011 15:33
arisse
(
30/08/2011 11:52)
Depannage
Salut daholo ry namana.
Ahoana no fomba atao raha hanao "sauvegardes des données" ao @ system aho? (ny adresse outlook,sns...)
Misaotra @ valiny izay homentsika é!...
tohiny
novalian'i arisse ny 01/09/2011 11:55
Arisse
(
25/05/2011 14:57)
fanalana mot de passe
Salama daholo é!
Ahoana mo ny fomba fanalana na fanovana ny mot de passe @ compte Administreur na koa fampidirana compte Administrateur hafa raha toa ka tsy fantatra ny "mot de passe @ Compte Admi...
tohiny
novalian'i Arisse ny 26/05/2011 07:57
Arisse
(
24/05/2011 08:12)
Fomba fampiasana ny Log. "BARTE PE"
Salut daholo ry namana é!
Feno virus be 'lay Ordi. Efa nanao Scan aho,efa "nettoyage" disque C: sy disque D: aho ary efa nanao "défragmenteur de disque" ihany koa. avy eo aho nampiasa" Logiciel BARR...
tohiny
novalian'i McFy ny 25/05/2011 22:00
