Desinstallation de l'anti virus Avast free

1. arisse ( 13/09/2011 14:27)
Salut daholo a!
Misy PC Pentium III 'zay any,sady lent be nedal no ko efa "périmé ilay anti-virus. Raha vao desinstaller-na le anti-virus dia avy hatrany mamonontena ary mi-rédemarre tampoka 'lay machine,saika ho réparer-ko @ XP SP2, satria SP2 ny System-ny kanefa tsy mety miainga ny system, rehefa nosoloiko CD XP SP3 anefa le izy dia niainga nefa avy eo namoaka "message" hoe: NTLDR Maquant.
Marihiko fa afaka iasana tsara lay machine fa izy périmé le anti-virus sy lent no olana.
Mangataka fanampina é! Misaotra mialoha é!
répondu par ako le 31/10/2011 15:33
2. cadoneky ( 13/09/2011 15:55)
salut, tonga de formatéo ry akama a! le sp2 aza no tsara kokoa noho le sp3, mazotoa e! d avira atao fa efa mivoaka ny avira 10
mazotoa e!
3. ako ( 31/10/2011 15:33)
1-ity ny mamaly ny tena fanontaniana "manala ilay avast tsy mety miala: aswclear.exe" karohy @ mr google fa maivana no gratos
2-refa tena mikorontana sy tsy tafa mihintsy dia io hevitra natolotra eo ambony io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4406