Depannage

1. arisse ( 30/08/2011 11:52)
Salut daholo ry namana.
Ahoana no fomba atao raha hanao "sauvegardes des données" ao @ system aho? (ny adresse outlook,sns...)
Misaotra @ valiny izay homentsika é!
répondu par arisse le 01/09/2011 11:55
2. hery ( 30/08/2011 13:09)
Teneno ihany hoe inona ilay OS, Windows XP sa windows 7 ?
3. nilex ( 31/08/2011 13:27)
slt ny fanao aloha dia afindra any amin'ny D:/ daholo ny dossiers sy ny fichiers rehetra hita maso ao.Dia avy eo koa mila alaina ny Documents and settings fa ao ny bureau,mes doc indrindra fa ny e-mail,raha XP io.Raha win7 indray dia ao amin'ny C:/ utilisateurs/...etc.
Ny mail no tena mila fitandremana mafy ary mila fehezina tsara ny sauvegarde sy ny restauration .Tsy dia manampotoana loatra aho hanazavana azy eto fa jereo amin'ny net aloha fa tsy dia sarotra e.
4. arisse ( 01/09/2011 11:55)
Salut a!
Nisaotra an'i Nilex tamin'ny soson-kevitra nomeny. Ary ny valiny ho an'i Hery dia Windows XP ilay izy , fa ilaiko ihany koa ny ny mahalala raha toa ka Windows 7. Misaotra mialoha @ valiny homenareo é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1382