fifidianana

1. bazylou ( 21/05/2011 18:48)
ka na atao amin'ny novambra na septambra io dia efa hay ny vokany e. tsy misy resaka io. FA ny zavatra tsy hainn'y mpanao polifika sasny dia i tgv izao efa voaangina ny saosy anaovana fifidianana, ny sasany mbola takariana any an danitra, ry zefa albert mizizo voalavo maty,

beuuurrrk
novalian'i bazylou ny 22/06/2011 17:47
2. 0uioui ( 31/05/2011 12:19)
diso be ela rabazy fa i zafy ary hono efa nahita 200.000ariary alou zao hanaovana biletà ho amin'ny fifidianana zao kou ! efa izy alou zay ! alefa tsikelikely eo e , raha mahita otran'io ndray izy afaka 3 na 2 volana de vita ny biletà ho an'ny fokotany iray alou ! ..itanlah fa mandeha tsara io ?? ..de mitady ho an'ny fokotany manaraka ndray !! ..de vita daholo fona io fokotany rehetra eran'ny madagasikara io na ho ela na ho haingana fa marenina teo elah bazily a
3. 0uioui ( 31/05/2011 12:21)
raha mba hanome tsipaipaika mo elah de raisina antanandroa ny plisy plisy alefanlah , moa raha tsy hanme de marenina fa mankarenitsofina fotsiny
4. 0uioui ( 31/05/2011 12:22)
tsy ho anah akory zay tsipaipaika zay fa mba omena andry satro-bory ry zalah tsy nahazo fanampiana avy any swazi ireo nefa mba te hilatsaka FILOHAMPIRENENA zany ! ..de mba tohatohanantsika eo less reo bazily aa!...
5. bazylou ( 22/06/2011 17:47)
ny ahy lesy ra oui, moins poins no tiko a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7372