Fety be teo amin'ny Ambasady gasy Parisy omaly
1. andrywui
(
27/06/2011 05:59)
Oaayyy e ze teny omaly isika ka mba nandalondalo teny 16e teny fa tena vahoaka alinkisa n'a anatiny n'a ivelany teny hipoka....nisy mpiondana dimy na enindahy teo ,tsisy invitation fa saika hanao amboletra hiditra ,hanakorotana s'y handrava (toy ny fanaony iany e) ...fa trerona iray fotsin de niporitsaka nihenoheno tery aminle alaala amn parc terý izy 6 mtsamy no niogaoga(toy n'y fanaony) nihantsy prá teo,,, ny fety be tatsy nandeha iany ,,,Ho alefa eto iany ny Sartre momba anzay mba ankafizitsika amn manaraka e ,,merci
novalian'i andrywui ny 02/07/2011 17:05
2. andrywui
(
27/06/2011 06:05)
Nandefasana invitation indroa bezao i dada fa sady tsy namaly no ts tonga izy ,nefa fetimpirenena zao no nanasana azy ...zany ve de tia tanindrazana??? Vava fotsiny ny ani dada zany fa seza no tena important aminy
4. hery
(
27/06/2011 08:56)
Nasaina ho eny amin'ny Magro koa i Camille Vitale fa tsy tonga nefa fetim-pirenena no nanasana azy. Izany ve dia tia tanindrazana??? vavav fotsiny
6. andrywui
(
02/07/2011 17:05)
ka lery (dada) anie les bazilou efa mba oe nomena voninahitra zany hoe mba esorina ny hambo sy lolompo politika alou ry dada fa fety tokana amantany ty ka mba samy mifaly ho an'ny tanindrazana daholo ee inona ozy elah ?? tsy menatra akory nifiran'ilery daolo ny oul mba hoe ho raisina tsara i dada raha tonga eo e !... key refa nenoina ny vaovao hay mbola mitolona sipa lava nono any amin'ny tany misy azy any izy ttsssshhh vetaveta dada !!