ny sadomachisme sy ny fanajàna vehivavy

1. jeanfreddy ( 01/07/2011 21:31)
salama jiaby!

Zah io zareo nahita site iray noforonina "vazaha tia mampijaly ny vadiny" rehefa manao.
Misy video ao, ary henjana be ilay video.

Tiako aseho antsika ilay site mba hahitantsika ny :
- hafitsoky ny vazaha
- zava-ratsy eto ambonin'ity tany ity
- mbola fisian'ny fanambaniam-behivavy misy eto ambonin'ny tany

Ny zavadratsy iray manko, raha tiana tsy hiparitaka, dia tokony haseho ny maha-ratsy azy fa tsy afinafenina. Zany hoe : entanina ny olona @ maha-ratsy azy ; ary ny fanentanana tsara indrindra dia tsy ny toro-hevitra sy resaka fa ny fampisehoana ny zava-misy.

@ maha-henjana an'ilay video anefa dia tsy ataoko eto ny rohy satria mety misy ny tsy te hahita izany.

ka ny anontaniako dia hoe : section aiza ato moa azafady no ahafahana mametraka lien-na vidéo porno ireny azafady ?
novalian'i hery ny 19/07/2011 03:57
2. hery ( 19/07/2011 03:57)
Ao amin'ny resak'olondehibe.

Jereo eto: http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/resakolondehibe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.446