Formatage USB

1. pakopako ( 29/06/2011 18:33)
salama daholo

Misy USB zay nampidirina t@ machinne namako d avy eo feno virus, d no scan neko t@ Kaspersky dia manao d tsy afaka miditra manao scan ilay kaspe refa tonga @ dossier misy soratra sinoa tsy hay vakina ireny, nanapakevitra aho fa ho fafako daholo zay ao anatiny tsy mety fafana indray, niformateko indray tsy mety, nandramako niditra dos aho d any nanao commande formatede tsy mety lany hevitra eh!
Misaotra mialoha zay manan-kevitra tsara mbola vô novidiko tsy ela anefa io USB io.
répondu par nilex le 16/08/2011 13:50
2. nilex ( 16/08/2011 13:50)
ny tena tsara izao dia tsy sous windows no hanaovana ny formatage fa sous linuxmint ohatra na minPE xp.systeme d'éxploitation bootabe sur CD ireo .Andramo aloha ireo fa tokony ho afaka .Raha sous windows io tsy mety satria efa infecté ilay windows dia tsy mahafaty azy mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8888