Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rafangotsohana ( 14/10/2011 11:14)
guy andriamadaoro
Miarahaba antsika rehetra eto @ ity forum ity Tompoko! Saika mba hanontany aho ssao dia mba misy mahay ny tonon'ireto hira ireto ianareo : INAY AHO hirain'i Guy Andriamadaoro Hamerina ny anaranao , to... tohiny
novalian'i m.i.s.a ny 14/10/2011 13:31
nilex ( 14/10/2011 08:59)
Trésor de mer
Miarahaba daholo.Mety misy olona afaka milazalaza momba ilay atao hoe trésor de mer ve ianareo.Biby ve izy io sa algue fa tena maro ny olona miompy azy ary misotro ny ranony.Tena mahasalama aloha ila... tohiny
novalian'i shannie ny 09/10/2014 05:25
sophi ( 14/10/2011 08:31)
Maloloi nefa tsy bevoka
Inona kay no mahatonga ny vehivavy matetika maloiloi nefa tsy bevoka ,mba mila hevitra ... tohiny
novalian'i nannie ny 12/05/2012 09:20
didi10 ( 14/10/2011 08:10)
Raha eto Tana ianao zao dia asandrato ny maso hijery ny masoandro
Mbola tsy nahita "phénomène" ohatran'io aho ... tohiny
novalian'i pissoa ny 17/10/2011 06:52
rijadolly ( 14/10/2011 02:33)
VAOVAO DU 13 OKTOBRA 2011
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-13-oktobra-2011-5640704... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/10/2011 04:06
bazylou ( 13/10/2011 18:22)
lojika
Mba asio lojika Ekenareo ve io rafim-pitondrana mpanogam-panjakana io e Ekenareo ve fa ireny miaramila resahanareo ireo anie ka na anisan'ny mpanogam-panjakana na napetrak'ireo mpanogam-panjakana r... tohiny
novalian'i bazylou ny 14/10/2011 18:25
bazylou ( 13/10/2011 15:59)
io madagasikara io
dia efa samy mahita sy mahalala ny vaholana isika rehetra. NA malagasy aiza na aiz ano misy azy. Saingy ny olana lehibe tsy hahatongavan amin'izany na mis aza ny feuille de route - mideroute dia ny f... tohiny
novalian'i bazylou ny 22/10/2011 19:20
Maranatha ( 13/10/2011 12:07)
Foana tokoa ve ny DIDY FOLO ?!?
Miarahaba namana! Mahatsikaritra isika rehetra fa misy fampianarana milaza fa foana ny Didy folo. Izay tafakambana amin'ny Lalàn'i Mosesy ??? Misy indray sahy manova io Didy folon'Atra io hifanarak... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 15/12/2012 12:28
frifri ( 13/10/2011 09:18)
resaka friperie
Sao mahaliana anareo ity, zà d mivarotra akanjo friperie maro karazany, ity ny adiresy mail ho an'izay liana:zaho100611@yahoo.fr, d any tohizantsika ny resaka... tohiny
novalian'i fidelite ny 22/03/2012 10:42
guant ( 13/10/2011 08:58)
pilote TECNO HD 51
Bjr tt le monde, hono a ry akam isany,aona kay ny mitelechargé pilote telephone TECNO HD 51 fa tena tsy maita a! ilaiko ho installena am ordi mantsy iz io, hanaovako modem misaotra mialoha ra misy m... tohiny
novalian'i guant ny 10/11/2011 10:44
RBNIR ( 13/10/2011 08:29)
ANDAO MBA HANAO TOY ILAY LAHIMATOA DAHOLO RY NAMANA
« Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio. » (Matio 21:28) « Fa... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/10/2011 06:45
kamongo ( 12/10/2011 18:14)
Fanampiana havambady! moa v DROIT sa FAVEUR omena ny fanampiana?
Faly miarahaba ny namana rehetra! Mba misy zavatra tena tsy azoko amin ity fanambadiana ity. 1). Ny havambady rehefa zatra tolorapotsiny dia mieritreritra oe droit-ndry zareo lé omena fôna. Ka tsy ... tohiny
kamongo ( 12/10/2011 14:00)
Ny fanampiana havambady vé DROIT-ny sa FAVEUR omena azy?
Faly miarahaba ny namana rehetra! Mba misy zavatra tena tsy azoko amin ity fanambadiana ity. 1). Ny havambady rehefa zatra tolorapotsiny dia mieritreritra oe droit-ndry zareo lé omena fôna. Ka tsy ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 08/11/2011 23:54
bellla ( 12/10/2011 09:54)
au secour
Akory aby, mba mila fanampiana aminareo namana re,fa tsy haiko ny mizara ny disque dur-ko fa metetika izy no voan`ny virus d formatena d maty any daoly ny asako. 320G ny Disqko d mba tiko ho zaraina r... tohiny
novalian'i hery ny 12/10/2011 14:15
RBNIR ( 12/10/2011 09:01)
HAJAO NY LOHAHEVITRY NY NAMANA TSIRAIRAY AVY RY NAMANA ISANY
« ........ ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana, » (1 Petera 3:1... tohiny
novalian'i Trevino12 ny 17/07/2025 04:43
fara ( 12/10/2011 08:13)
asio fihaonana vavao ndray
Maninn rah mba asiana fihaonana manaraka ndray @ ty taona ty e,efa ho tapitra iany ny taona ,ohatra we @ toussaint any , na Espace oasis iany aza tsy maninn fa mety B minay le toerana .Zany we betsak... tohiny
novalian'i fara ny 20/10/2011 11:31
milamm ( 12/10/2011 00:00)
lahatra ve sa vintana zao ?
samy manana ny tonon'androny marina re olona fa jereo eto nge ty akama 1 ty e, tao los angeles california http://www.youtube.com/watch?v=uL7WlWO1eqI tsara vintana kalo lery fa na ny dokotera aza ni... tohiny
novalian'i milamm ny 21/11/2011 20:20
rijadolly ( 11/10/2011 19:45)
VAOAVO DU 10 OKTOBRA 2011
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaoavo-du-10-oktobra-2011-5631110... tohiny
novalian'i rijadolly ny 13/10/2011 15:37
milamm ( 10/10/2011 20:17)
vay ankandrina mahamenatra ...
vaovao tetsy sy teroa avy @ fampielezambaovao amerikana http://www.patrickpretty.com/2011/01/25/patrick-h-rakotonanahary-sentenced-to-prison-for-forex-scheme-that-defrauded-investors-in-hawaii-and-on... tohiny
novalian'i milamm ny 11/10/2011 21:30
abdulah ( 09/10/2011 04:24)
mitady tovovavy 18 A 28 ans halaina ho tokatrano tsara asa no efa matotra
mitady tovovavy 18 A 28 ans halaina ho tokatrano tsara asa no efa matotra... tohiny
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 11:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.197