resaka friperie

1. frifri ( 13/10/2011 09:18)
Sao mahaliana anareo ity, zà d mivarotra akanjo friperie maro karazany, ity ny adiresy mail ho an'izay liana:zaho100611@yahoo.fr, d any tohizantsika ny resaka
novalian'i fidelite ny 22/03/2012 10:42
2. frifri ( 13/10/2011 09:57)
adinoko fa natao ho an'ireo olona tsy d manampotoana lôtra hijerena frip izy ty nefa mba te hividy sy hanolo ny akanjo, afaka manantona anao aho
3. sipagasy ( 26/10/2011 18:22)
aiza moa ny tany misy anao raha tsy mahadiso?
4. frifri ( 07/11/2011 06:02)
azafady ra zao vô afaka mamaly fa nanana olana connexion teo, eto tanà ville no misy ahy
5. labouche ( 26/01/2012 10:32)
mahaliana ana le izy ô!sady miondana mitsy.fa le mbola amle oui ve alou le frip resahana eto sa manakory.
jean sy teeshirt no tena ilaiko ramisy de mbo asio adiresy azfady.
6. fidelite ( 22/03/2012 10:42)
ra misy sary koa vo maika bonne be an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0959