mitady tovovavy 18 A 28 ans halaina ho tokatrano tsara asa no efa matotra

1. abdulah ( 09/10/2011 04:24)
mitady tovovavy 18 A 28 ans halaina ho tokatrano tsara asa no efa matotra
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 11:19
2. bellla ( 12/10/2011 09:59)
mba serieu letsy la
3. nilex ( 18/10/2011 08:56)
fa ianao manoratra ve tsara asa sy mahatsiaro ho efa matotra sa ahoana?
4. zokieva ( 20/10/2011 12:08)
eny @ arabe betsaka sady mifidy zay tiana!
5. hery ( 20/10/2011 15:23)
Tsy haiko hoe inona no blem-n'i bellla sy zokieva amin'ilay izy.

Lohahevitra fitiavana ity, dia izay tiany io.

- Tsy any amin'ny hatsikana sy lalao izy, noho izany serieux ka tsy hitako hoe maninona i bellla no miteny hoe mba serieux.

- Tsy nitady makorelina izy ka hoe halefan'i zokieva eny amin'ny arabe.

Sao dia ianareo no diso lohahevitra? Tsy aleo mijanona any amin'ny resaka fivavahana sy finoana ihany raha tsy mahatanty resaka fitiavana?
6. zokieva ( 21/10/2011 07:38)
Aleo mba asiana fihomehezana hoa ny fiainana e!
7. bellla ( 24/10/2011 18:09)
ka amiko zany hery zany vady zany tsy vitan`ny taditadiavina hotran`io fa mba tokony ho nataony hoe hizarana ftiavana na ... tsy haiko e, fa tsy tonga d halaina tokantrano.
zany vady zany nge faty no isaraha e. (rah ny tokony ho izy an)

hery:

Tsy haiko hoe inona no blem-n'i bellla sy zokieva amin'ilay izy.

Lohahevitra fitiavana ity, dia izay tiany io.

- Tsy any amin'ny hatsikana sy lalao izy, noho izany serieux ka tsy hitako hoe maninona i bellla no miteny hoe mba serieux.

- Tsy nitady makorelina izy ka hoe halefan'i zokieva eny amin'ny arabe.

Sao dia ianareo no diso lohahevitra? Tsy aleo mijanona any amin'ny resaka fivavahana sy finoana ihany raha tsy mahatanty resaka fitiavana?
8. Ratoa ( 03/11/2011 19:48)
izany olona izany dia mety ho tena matotra loatra ka tsy mahay manatona vehivavy. Ny vehivavy anie no maro an'isa eto an-tany é!
Ny vady tokoa lamban'akoho, faty no isarahana. Ahoana no hafahana miaraka amina olona tsy fantatra?
9. nilex ( 04/11/2011 07:04)
tsy hoe matotra loatra no fijeriko izany fa tena tsy matotra mihintsy.Ny olona matotra nge tsy hoe bonaika sy tsy be teny fa olona manana maitrise ny zavatra ataony .Tokony hahay hiressaka amin'ny vehivavy ny olona matotra ary tena mahay mitady ny vehivavy tena ideal ho azy tsy toy ny olona tsotra.
10. Ratoa ( 04/11/2011 13:59)
ny tiako ho lazaina dia olona efa diso matotra efa lehibe loatra ary mahatsinjo loatra ny fandehanjavatra izy ka mahatsiaro tena ho efa tsy anisany intsony anefa ....Efa trop hoy ny ankizy ankehitriny.
Tsy azoko mihitsy hoe olon-kafa no hitady ho azy na par correspondance no itadiavany azy...Ny fiarahana dia ara- tsaina aloha....
Ny zavatra tsy azoko koa dia ity izy mitady olona iarahana fotsiny amin'izao. Tsy milaza hoe hatraiza ny fetra.
Ny tovovavy (izany hoe tsy nanambady) 18 -28 ans ve dia heveriny fa tsy mba maniry toka-trano? Fa hifandany zara aminy eny ve? Ny andron'ny vehivavy dia voafetra.
Efa tara raha 30 -35 ans, rehefa avy nifandany zara taman'olona entre 18 et 28ans, vao hanorona toka-trano. Indribdra raha hiteraka fa ny anambadiana hiterahana.

Asa re....
11. anja91 ( 22/11/2011 13:03)
efa nahita le tovovavy tadiavinao ve ianao ? tsy mety aminao angah ny 30 taona ?
soso kevitra ihany fa mba valio e
12. abdulah ( 22/11/2011 13:10)
Bonjour Anja91, tsy mbola nahita aloha ahatreto tsy maninona ny 30ans fa mety tsara
13. anja91 ( 23/11/2011 11:57)
bonjour abdulah !
fa aiza kay no misy anao , eto tana ve? matotra za miresaka aminao io an
14. abdulah ( 23/11/2011 13:09)
salut Anja 91, Matotra koa za fa aza matahotra ianao,ao Tana za no mipetraka no sady miasa fa @ izao isika miresaka izao dia mamita iraka aty Italy za io izao,afaka mifankafantatra bebe kokoa isika raha mahita hevitra ianao ampahafantarana ahy ianao.Merci
15. anja91 ( 23/11/2011 13:36)
ra eto alou tsy tafa e ! public be
fa aôna ny fomba hifampiresahana hafa
16. abdulah ( 23/11/2011 13:43)
Marina izany satria tsy afenina fa za tsy afaka milaza zavatra be eto koa fa afaka omenao ahy ve ny adiresy mail nao na telephone fa za mbola aty lavitra be aty ka izay no tsy ahafahantsika mihaona mivantana.
17. anja91 ( 23/11/2011 14:06)
ra eto alou tsy afaka hanome izany za e ! hanoratra any daolo ze te hanoratra , hiantso kou ze te hiantso ! tsy tafa
18. abdulah ( 23/11/2011 14:14)
dia ahoana ny hevitra ary e, mijereva vahaolana ianao
19. hery ( 23/11/2011 16:07)
Afaka mifandefa hafatra manokana ao amin'ny http://namana.serasera.org ianareo ka. Any tsy hitanay
20. anja91 ( 24/11/2011 07:48)
bjr hery ! misaotra am toro hevitra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872