vay ankandrina mahamenatra ...

1. milamm ( 10/10/2011 20:17)
vaovao tetsy sy teroa avy @ fampielezambaovao amerikana
http://www.patrickpretty.com/2011/01/25/patrick-h-rakotonanahary-sentenced-to-prison-for-forex-scheme-that-defrauded-investors-in-hawaii-and-on-the-u-s-mainland-case-was-one-of-the-first-brought-by-financial-fraud-enforcement-task-force/

mahavarina fa tongobakivaky ny toetra ratsy tia kely lasa raikitapisaka amintsika ve sa ahoana sa laza ratsy, manako hatrany ivelany sy tsy miafina ny hala-botry sy fanodikodinambola avo lenta nataon'ity ranamana malagasy 34 taona misahana orinasa ekonomika teo anivony tsenan'ny tahirimbola amerikana ( nahatratra $ 1 million no efa azony @ alalany forex ponzi scheme ( tahirimbola be antitra, fianarana ambony sns ) fifanakalozambola vahiny any zamerika ( cyber market group llc hawai ), manampahefana avy @ andry ekonomika natsangany fitondrany obama no nahasarona ny heloka ekonomika nataony ranamana ( financial fraud task enforcement ) rehefa nomelohiny fbi 90 volana antranomaizina sy fampodiana azy any Madagasikara aorinany sazy.
novalian'i milamm ny 11/10/2011 21:30
2. saho ( 10/10/2011 20:28)
tena mahamenatra ny gasy zatra mpangalatra an taniny
manjary ny gasy tsara fomba no voaroiroy
dia efa any mada v zao ranamana sa aiza
gadra sa ahoana
3. milamm ( 10/10/2011 22:26)
efa boro 9 volana aloha le ranamana io saho nanomboka ny janoary 2011 fa rehefa mahefa ny saziny 81 volana de alefa mody zany oe tsy teratany amerikana zany izy fa mpifindra monina, tsy mitsitsy ny lalana amerikana na dsk aza sahirana raha tsy nanana ny diplomatic immunity farany teo ary boro ihany ko mandrapahatongany didimpitsarana, tsy fifehezantena sy fahalalana oniny doly zany e
4. Hagg ( 11/10/2011 05:47)
Miarahaba,
Izaho kosa alo tsy dia te hiteny hoe aleo samy mitondra ny tenany...raha tsy hoe tompon'andraikitra ambony eto amin'ny firenena nga...satria raha isak'izao gasy manao ny ataony izao ve no hahatsiaro afa-baraka ko tsy hilevim-belona ny farany? Vao ny tratra aza izany?!! Firy ny gasy tsy manara-dalana any ivelany any? Tsy hoe zaza niara-notezaina ka hifankalala toetra na mitovy famolavolana. Fa anjaran'ny hafa kosa ny mba mampiseho fa ny gasy koa dia afaka manao zavatra tsara sy mampivoatra. Hoy ny fitenenana hoe aleo ny ratsy ho ratsy ihany fa ny tsara kosa hanao ny tsara hatrany....sa ahoana hoy ianao? Fa rehefa ny tsara ny bebe kokoa noho ny ratsy dia afaka mandroso isika.
5. milamm ( 11/10/2011 21:30)
salama i Hagg saonjo iray lohasaha tsy ialaozany izay hamarara ngamba ty tranga ty mino aho manokana fa misy reo malagasy mamiratra any @ misy azy rehetra ho tabia sy reharehany firenena iombonana e, safidiny samirery zany ary zakainy ny vokany fa tsy midika oe isika rehetra no tompon'andraikitra @ zany hevitra itovizana zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6173