Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lals
(
30/09/2011 13:08)
fanontaniana kely
Manahoana daholo!
Tena marina ve ny zavatra resahan'ireny lehilahy ireny raha milaza izy hoe: "MARINA FAHOTANA MAHAFATY" sady mananga-tanana?...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 25/02/2012 14:23
ronaldo09
(
30/09/2011 06:00)
Telo tapittrisa no vahoaka tonga nitsena ny filoha hajaina omaly!!!
Vahoaka sesehena hatrany Ivato ka hatreny Antaninarenina sy iny Ambohimanarina rehetra iny no nitsena ny filoha hajaina omaly!!!Araka ny vaovao navoakan'ny CNN sy ny TF1 izay nandefa mivantana ny fa...
tohiny
novalian'i xhavier ny 10/10/2011 13:56
ni81
(
29/09/2011 19:20)
Nodimandry ny namana RATONGA
Mirary fiononana feno ho an'ireo vady aman-janany, ireo fianakaviany sy ireo namana mpiara-mitafa aminy tato amin'ny serasera.
Mandria am-piadanana ry namanay.
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:43
rijadolly
(
29/09/2011 19:20)
journal du 29 septembre 2011 TV PLUS MADAGASIKARA
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-29-septembre-2011-5599881 ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 30/09/2011 03:16
Miharena
(
29/09/2011 16:13)
FANTATSIKA TSARA VE ANDRIAMANITRA ?
Mametraka io fanotaniana io ho antsika aho satria matetika tsy mitovy ny fomba fandraisana an'Andriamanitra.
Ny an'ny sasany dia antsoina any an-danitra any IZY ary mety tena ny maro no manao io fomb...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/10/2011 11:32
bazylou
(
28/09/2011 14:09)
tsy hisy ny fifidianana
ho prezida amin'ny herin taona.
MAnkany amin'ny 5 taona tgv isika.
le hoe dada aloha aleo hilevina any fa tsy ho tafiditra mandrakizay eto iny.
beurrrrkkkk
...
tohiny
novalian'i xhavier ny 04/10/2011 13:20
kidoropamba
(
28/09/2011 12:35)
Akory aby ny havana rehetra ato. CT ny havanareo e
Ela ela izay hoy ny tsy mahay man'isa no tsy nihaonana teto izay. Somary nangina mihitsy ny tena fa lasa CT. Raha misakafo mantsy dia tsy tokony miloa-bava fa manahirana ka naleo nangina tao.
Vaovao ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/10/2011 11:46
HajaxH
(
28/09/2011 07:39)
(Madagascar) Concours STARBOX - Contrat de 90 millions Ar à GAGNER
[b]Mahay mihira sy tsara feo ve Ianao ? Nofinofinao ny ho lasa Mpanakanto Malaza ?
Mandraisa anjara amin'ny Concours Starbox, ianao na ny namanao.[/b]
Tsidio ny http://www.starbox.sitew.com/
_________...
tohiny
locl
(
27/09/2011 19:52)
MPANGALATRA EEEEEE
Communiqué de l'Unicef qui réitère que l'octroi d'un fonds d'appui au secteur éducatif sera bloqué tant que les voitures 4x4 détournées par certains dignitaires de la hat ne sont pas restituée...
tohiny
novalian'i bazylou ny 28/09/2011 14:12
vatofototra
(
27/09/2011 09:45)
REGARDER Discours Andry Rajoelina ONU 66ème session 23 septembre 2011
REGARDER Discours Andry Rajoelina ONU 66ème session 23 septembre 2011
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 28/09/2011 11:44
toky8
(
27/09/2011 09:43)
Mitady fiara maromaro miloko vert d'eau, na vert anis
Miarahaba o,
Ianareo sao mba mahita fiara kely miloko [b]"Vert d'eau"[/b] fa hofainay hanaovaa cortege mariage.
Fiara kely 6 no karohina, ka ny iray dia téte de cortege,
ary fiara lehibe 2 (mini-bus...
tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2011 10:02
ronaldo09
(
27/09/2011 07:23)
Gina avokoa ireo mpanaratsy ! Mitenena e!!!!
Toy ny vara - datsaka ny fandrenesan’ ireo mpanao politika tsy maty voalavo an - kibo mpiray petsapetsa amin’ ireo fahavalon’ ny tolom - bahoaka sy ireo mpanao ampihimamba nifandimby tamin’ ny...
tohiny
novalian'i xhavier ny 03/10/2011 14:20
rebiryx
(
26/09/2011 17:25)
VITA SONIA
de ho sanatria ve ho sahala amin'ny sonia natao tany Maputo indray no hitranga amin'ity indray mitoraka ity ??? Somary efa lavalava ihany manko izay fotoana nahavitan'ny sonia, fifanarahana hivoahana ...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 28/09/2011 11:53
Doremimi
(
25/09/2011 18:49)
Inona no ataoko hanadinoina azy?
Miarahaba antsika,
Inona no ataoko hanadinoina azy?
Fony mbola 9 taona aho dia efa nitempo tamin'i N... ny foko ary mandrak'ankehitriny zany. Efa 19taona ah zao ary izy kosa 22taona. Nandritra zay ...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2011 18:12
rebiryx
(
25/09/2011 16:57)
Diksiônera Malagasy
rahoviana ihany vao tena mba ho tafiditra eo amin'ny sehatra Informatika ny diksionera Malagasy ? Mba ilazao vaovao ihany rehefa tonga any amin'ireny "logiciel" mpandika teny any fa mety hanampy be di...
tohiny
novalian'i mhtwilog5 ny 30/10/2011 11:41
HajaxH
(
24/09/2011 14:08)
(Madagascar) Concours STARBOX - Contrat de 90.000.000 Ar à GAGNER
Mahay mihira sy tsara feo ve Ianao ? Nofinofinao ny ho lasa Mpanakanto Malaza ?
Mandraisa anjara amin'ny Concours Starbox, ianao na ny namanao.
Fisoratana anarana : http://www.starbox.sitew.com/
____...
tohiny
novalian'i HajaxH ny 27/09/2011 04:57
NDINDY
(
24/09/2011 07:51)
KOLIKOLY
Inona no fomba entina manafoana ny kolikoly ? Satria toa izay alela rehetra na aiza na aiza dia misy kolikoly daholo eny fa na dia hatrany ampiangonana aza dia misy KOLIKOLY ?...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:31
Miharena
(
24/09/2011 05:44)
Ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry_ ahoana ny fahazoanao azy?
Anisan'ny fenitra farany amin'ny finoana ny resaka fampakarana. Izay midika hoe fihaonana vaovao eo amin'Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao.
Mitarika ireto fanontaniana ireto izany:
- Inona no ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/10/2011 05:30
rebiryx
(
24/09/2011 05:22)
Mila an'i DADA ny zanany !
Raha mbola io Raikely (rajoely) io no miseho ho dadany eto dia ho very izahay Malagasy. Vonjeo fa lasan'io mpangala-jaza MANARAPENITRA io ny vahoaka 20 tapitrisa !!! Mila an'i DADA tia anay izahay, ha...
tohiny
novalian'i siga_soa ny 28/09/2011 13:00
itaramasoandro
(
23/09/2011 18:56)
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-te...
naniry mafy ny hijery ilay fandaharana niseo in-telo nisesy momban'ny mahakanto-tokana ary sarobidy ny tontolontsiaka eto @ nosy aho izay novelabelarin'ny televiziona frantsay arte saingy akory ny hag...
tohiny
novalian'i itaramasoandro ny 25/09/2011 13:15
