Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainafitia
(
18/09/2011 13:54)
mitady ze mahay ity tononkira ty
tena mba mila fanampiana ry zareo sao de mba misy mahay ny tonon'ity hira ity.kely ihany no tadidiko fa mba omeo zay tohiny e!
Ny fahazavan'ny lanitra ;manjelanjelatra
Amin'ny aizin tsy hita , ety ant...
tohiny
novalian'i nenina ny 23/09/2011 15:15
rijadolly
(
18/09/2011 04:54)
SAMBATRA AHO JESOA MANANA ANAO
SAMBATRA AHO JESOA MANANA ANAO, Za koankoa, za koankoa...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=l3boW_XT1e0&feature=related[/youtube] ...
tohiny
novalian'i zokieva ny 19/09/2011 08:13
andrywui
(
17/09/2011 22:39)
dada: tsisy notam manakana eo raha ....
milay ny procedure idirany eto fa tsy taingitaingina sy ramatahora sy be loha otran'ny fanaony no entiny eto ,,,midira ary fa "izaho mitsy" no manana fanotaniana voalohany amininao ry dada" refa tong...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/09/2011 08:28
vatofototra
(
17/09/2011 14:55)
TELECHARGER Feuille de route pour la sortie de crise à Madagascar - 16 septembre 2011
TELECHARGER Feuille de route pour la sortie de crise à Madagascar - 16 septembre 2011
http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_docman&task=cat_view&gid=19...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/09/2011 08:49
zokieva
(
17/09/2011 09:02)
Mivavaha
http://www.youtube.com/watch?v=744TqjeDKCA
Mivavaha ka aza mety sasatra!...
tohiny
rijadolly
(
17/09/2011 06:23)
ETO KOSA NY INVITE DU ZOMA DU 16 09 11 MAURICE BERANTO(ankolafy ZAFY) SY VAOVAO 16/09/11
[url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-16-septambra-2011-5560437]JEREO ETO NY VAOVAO[/url]
ary [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-16-09-11-maurice-beranto-5560791]ETO ...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 19/09/2011 07:15
RBNIR
(
16/09/2011 13:28)
INONA NO MARINA?
1- « Hoy Pilato taminy: Inona no marina? ........ » (Jaona 18:38)
Valiny ? efa novalian'i Jesosy Tompo : « ............., ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanamba...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/10/2011 08:03
hery
(
16/09/2011 07:44)
Atahorana mafy Ravalo
Heno indray izao fa nisy NOTAM indray nivoaka omaly misakana an-dRavalo tsy hiditra ao Madagasikara. [url=http://www.madagascar-tribune.com/Interdit-d-entree-par-un-autre,16408.html]Jereo eto[/url]
M...
tohiny
novalian'i hery ny 19/09/2011 08:18
ydifas
(
16/09/2011 05:21)
VONJY AINA
Miarahaba antsika rehetra,
Marary avy nodidiana, mitady maika rà sokajy 0- (0 Négatif).
Antsoy ny 033 12 178 07 na 032 49 689 92 (eto Madagasikara ilay marary, ao amin'ny HOMI Soavinandriana)
Misaot...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:32
josiah
(
15/09/2011 16:41)
vavaka hoany mpanala cepe
Tao ampiangonana no niseho ny tantara.Hoy pasitera miakara ety aloha avokoa ireo izay hanala cepe rehetra fa hoentina am-bavaka.Dia hoy ity ramatoa 1t@lay olona nipetraka teo akaikiny fa oviana kay ny...
tohiny
novalian'i Tanny ny 20/10/2011 14:24
Summer
(
14/09/2011 17:59)
tsy mety mihena aho
Salama daholo,
za dia somary matavy. 1,62m a de 69kg.Ngezangeza ihany izany.Efa nanao regime aho nanao ilay 804 iny, fa de eo ihany fa avo aza lsa otrany mivoraka izany idray, nnao sport za isa-maran...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:07
pulm
(
14/09/2011 05:44)
Fampihetsehina an'Andriamanitra
toa gaga oa za mahita ireny afisy mipetraka eny @ arabe milaza hoe:" fanetsehana an'Andriamanitra" fanga efa tsy misy atao intsony ireny mpitarika ireny no zavatra ohatrizany no hitarihana ny olona, f...
tohiny
novalian'i ichtus47 ny 10/04/2012 07:48
rijadolly
(
14/09/2011 03:57)
MIANKINA @ RAY SY NY RENY NO MAMPIVERINA NY FILAMINANA AO AN-TOKATRANO
MIANKINA @ RAY SY NY RENY NO MAMPIVERINA NY FILAMINANA AO AN-TOKATRANO
Zavatra nambarako teto foana io resaka io. Raha tiana ny tokatrano(MADAGASIKARA) dia mifampody ny Ray sy Reny. Raha tiana ny an...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 19/09/2011 07:27
rijadolly
(
13/09/2011 19:22)
JFL
http://www.youtube.com/watch?v=_d0Zj-X51cY&feature=BFa&list=SP713499E5173EA505&lf=list_related ...
tohiny
cadoneky
(
13/09/2011 16:01)
Activation windows vista intégrale
salut daholo,
Mitady clé d'activation windows vista intégrale aho ze manana 32 bits le izy, nisy fausse manip nataoko de tsy mety restauréna tsony le izy de mitaky an'io.
Merci...
tohiny
novalian'i cadoneky ny 15/09/2011 11:44
arisse
(
13/09/2011 14:27)
Desinstallation de l'anti virus Avast free
Salut daholo a!
Misy PC Pentium III 'zay any,sady lent be nedal no ko efa "périmé ilay anti-virus. Raha vao desinstaller-na le anti-virus dia avy hatrany mamonontena ary mi-rédemarre tampoka 'lay m...
tohiny
novalian'i ako ny 31/10/2011 15:33
rraony
(
13/09/2011 11:44)
Jeux
aona ry zalahy ny misaoty tomboho amin'ny Robin Hood (legend of sherhood). tsy hitako mihintsy ny "touche"...
tohiny
novalian'i mhtwilog5 ny 30/10/2011 11:39
zokieva
(
13/09/2011 11:04)
Mahasoa anao ity
http://www.youtube.com/user/zokieva1...
tohiny
ronaldo09
(
12/09/2011 11:02)
Vaovao Mahafaly hosoniavina ny zoma izao @ 4 ora ny tondro zotra!!!
Araka ny vaovao ofisialy avy amin'ny SADC ary nohamafisin'ny FILOHA HAJAINA ANDRY RAJOELINA dia ny zoma izao no daty ofisialy hanaovana sonia ny tondrozotra !! Vita hatreo izany ny resadresaka tsy a...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 22/09/2011 07:14
calain
(
12/09/2011 10:13)
Lozam-piarakodia - Mitady torohevitra
Miarahaba e !
Tamin'ny 8 août maraina tamin'ny 8 sy fahefany teo ho eo, tao amin'ny digue, akaikin'ny score, nisy fiara nifanena tamiko, izaho nankany amin'ny ville, izy mizotra mankany Andranomen...
tohiny
novalian'i zonia ny 19/01/2012 14:12
