tsy mety mihena aho

1. Summer ( 14/09/2011 17:59)
Salama daholo,

za dia somary matavy. 1,62m a de 69kg.Ngezangeza ihany izany.Efa nanao regime aho nanao ilay 804 iny, fa de eo ihany fa avo aza lsa otrany mivoraka izany idray, nnao sport za isa-marana fa de otany oe mifintna fotsiny fa tsy mihena. zao za tsy mihinambary intsony inday fa iza fotsiny no otrany maivamaivana fa de tsy mihena a e! za tsy mihinana anelanelampotoana izany, ny rano fisotroko jus de citron sans sucre, ra mihinna gouter za @ 5 hariv de ty misakafo intsony za ny alina. Nisy fotana aza aho tena fruit fotsiny no nohanina de misotro rano betsaka fa tsy miva mihitsy e!maivamaivana fotsiny a fa ny kg tsy mihena.Marry ve za zany s ahoana? ny havanay aloha ny ankabeazany ngeza daholo e. Sa ve hereditaire ve ?zao za leo be de sady tsy mnao sport a no tsy manao regime fa tsy mihinambary sy pate fotsiny .
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:07
2. Nirina1 ( 14/09/2011 19:06)
Ny fahasalamana no tena zava-dehibe ary raha ny zavatra lazainao dia azo lazaina hoe ara-pahasalamana ny habitude anao (manao fanatanjahan-tena, misotro rano, mihinana sakafo tsy be féculents). Manao ahoana ny tosi-drà sy ny siramamy @ vatanao? Raha mety tsara daholo sady ianao izany mahatsiaro mifintimpitina ihany ka inona ny olana? Aza atao olana ny chiffre eo amin'ny balance raha constant daholo ny zava-drehetra, izany hoe constant ny effort dia constant koa fa tsy mitombo ny taille an'ny akanjo. Mety mavesa-taolana ianao no mahabe poids anao. Fa raha yoyo kosa aloha tsy mety, izany hoe atao maharitra ireo ezaka eo voalazanao, atao mode de vie mihitsy fa tsy hoe manao régime vetivety dia avy eo indray miverina amin'ny fanao taloha. Aza mifady an'izao na izao izany fa ataovy équilibré sy varié ny sakafo dia tohizo ny fanatanjahan-tena. Ny torimaso koa zava-dehibe mihitsy, ataovy ampy ary raha azo atao dia évite le stress!
3. Summer ( 15/09/2011 15:59)
Misaotra betsaka mamaly.Ka ny nahatonga ahy nnao ireo fomba ireo indrindra mil mihena aho satri za misy tenssion.Za indray aloha tsy tia zavatra mamy mihitsy e. Cafe ihany no asik siramamy ref tsindraindray misotro za f tsy asiko ronono mihitsy anefa. Fa ny habeako eo ihanytsy mihen, ny kiboko no tsy mety mihena miitsy atramin'ny za avy niteraka fa za nefa tsy mahavita manao abdos azony natao peridural za t@ niresaka t@le zanako farany de marary lamosina za de tsy mahavita abdos mihitsy.
Nirina1:

Ny fahasaalamana no tena zava-dehibe ary raha ny zavatra lazainao dia azo lazaina hoe ara-pahasalamana ny habitudemamy mihitsy e, z anao (manao fanatanjahan-tena, misotro rano, mihinana sakafo tsy be féculents). Manao ahoana ny tosi-drà sy ny siramamy @ vatanao? Raha mety tsara daholo sady ianao izany mahatsiaro mifintimpitina ihany ka inona ny olana? Aza atao olana ny chiffre eo amin'ny balance raha constant daholo ny zava-drehetra, izany hoe constant ny effort dia constant koa fa tsy mitombo ny taille an'ny akanjo. Mety mavesa-taolana ianao no mahabe poids anao. Fa raha yoyo kosa aloha tsy mety, izany hoe atao maharitra ireo ezaka eo voalazanao, atao mode de vie mihitsy fa tsy hoe manao régime vetivety dia avy eo indray miverina amin'ny fanao taloha. Aza mifady an'izao na izao izany fa ataovy équilibré sy varié ny sakafo dia tohizo ny fanatanjahan-tena. Ny torimaso koa zava-dehibe mihitsy, ataovy ampy ary raha azo atao dia évite le stress!
4. diamondra27 ( 15/09/2011 17:35)
raha te-hahia dia mila manao discipline be. tsy mi-craquer fa tu vas jusqu'au bout.
Samy manana ny methode-ny avy ny tsirairay, mety amiko mety ho hety na tsia aminao. ny tsara dia manantona ny dr -nao aloha , izy no mahalala ny toe-batanao sy ny aretinao.

raha te-hahia dia tsy mihinana zavatra mamy sy sira be na gras
tsy mihinana fruit aorian'ny amin'ny valo fa raha azo atao dia ny maraina
tsy misotro jus de fruits fa aleo fruits naturels
ny feculents dia azo hanina fa tsy atao ny hariva

ny rano fisotro dia 1,5l/j, mila manao detox d l'appareil digestif ihany koa

izany rehetra izany dia arahina sport.

astuce: lait écrémé sy jus d'orange iray vera no sotroina am maraina dia asiana céréales( son d'avoine), tsy mila dite na kafe

mila mihinana viande rouge ou maigre na volaille, oeufs et poissons 2 fois par semaine

raha ohatra ka ny bassin-nao no mivelatra dia tsy azo ahena intsony iny fa amboary ny saina. ny kg hafa eny @ vatana no azo hahena

bon courage
5. bichette ( 10/10/2011 11:48)
Ny fanaovana sport anie ka manampy manala cellulite e ! saingy raha manao sport be ianao dia mahazo muscle. jereo ireny manao body bulding ireny fa misy hoe 15kg de muscle, prendre 5kg de muscle. izany hoe mety hoe mihena ny tavy fa mitombo ny muscle dia tsy mihetsika ny poids.

io tenenin'i diamondra io. tena mila hahena ny ration ny sakafo rehetra, na dia noana aza tsy maintsy plier-na ny vatana. raha 10 sotro ny vary hohoanina isaky ny repas iray dia mba ahena 6 sotro ohatra, raha mihinana yaourt 2 isaky ny repas, ahena 1, raha mihinana tablette de chocolat 6 dia ahena 3. raha mihinana 200g de cereale ny maraina miampy biscotte 4 ny maraina dia mba cereale fotsiny no hohanina.

eviter-na koa ny mihinana sakafo industriel : biscuit, tarte sns. dia mihinana trondro betsaka dia ataovy poirreau ohatra ny fangarony na cresson. aza mihinana glace koa ! dia fruit frais hohanina, rehefa noana ianao mihinana paoma.

sarotra ilay izy satria ny vatanao mitaky hanina nahazatra azy fa rehefa zarinao izy mandritry ny andro vitsivitsy dia ho hitanao fa tsy mijaly intsony ianao.

matoa ny olona iray matavy sy mihamatavy foana, ny ration mihitsy no be loatra. ka ny ration journalière mihitsy no tokony hahena na tiana na tsy tiana.

raha ampitandranomasina ianao no mipetraka, lait de brebis tsaratsara kokoa nohon'ny lait de vache satria mavesatra be ny lait de vache fa be hormone be mihitsy sady digeste kokoa ny lait de brebis.

manaova sport kely ihany mba manamboatra ny vatana fa aza atao trop fa manjary be muscle loatra indray.
6. Summer ( 24/10/2011 16:11)
salama daolo o,
misaotra anareo namaly.ireo zavatra rehetra nolazainareo ireo izany dia presque natoko daolo.manoratra a zao fa efa manomboka mihena aho.Asa tsy haiko fa t@ voalohan'ny volana aho no nanomboka nihinanana 804 de nanaraka a la lettre apres 8 jours za mbola tsy nahita fiovana fa ilay rythm ny sakafo nohaniko anefa tsy novako intsony.Ny mahagaga ana fotsny de tena manomboka nihena a fa lohako otrany tsy mihetsika fa mbola otrany boribory b ihany. Asa mety za ko angamba no tys manampaharetana?

bichette:

Ny fanaovana sport anie ka manampy manala cellulite e ! saingy raha manao sport be ianao dia mahazo muscle. jereo ireny manao body bulding ireny fa misy hoe 15kg de muscle, prendre 5kg de muscle. izany hoe mety hoe mihena ny tavy fa mitombo ny muscle dia tsy mihetsika ny poids.

io tenenin'i diamondra io. tena mila hahena ny ration ny sakafo rehetra, na dia noana aza tsy maintsy plier-na ny vatana. raha 10 sotro ny vary hohoanina isaky ny repas iray dia mba ahena 6 sotro ohatra, raha mihinana yaourt 2 isaky ny repas, ahena 1, raha mihinana tablette de chocolat 6 dia ahena 3. raha mihinana 200g de cereale ny maraina miampy biscotte 4 ny maraina dia mba cereale fotsiny no hohanina.

eviter-na koa ny mihinana sakafo industriel : biscuit, tarte sns. dia mihinana trondro betsaka dia ataovy poirreau ohatra ny fangarony na cresson. aza mihinana glace koa ! dia fruit frais hohanina, rehefa noana ianao mihinana paoma.

sarotra ilay izy satria ny vatanao mitaky hanina nahazatra azy fa rehefa zarinao izy mandritry ny andro vitsivitsy dia ho hitanao fa tsy mijaly intsony ianao.

matoa ny olona iray matavy sy mihamatavy foana, ny ration mihitsy no be loatra. ka ny ration journalière mihitsy no tokony hahena na tiana na tsy tiana.

raha ampitandranomasina ianao no mipetraka, lait de brebis tsaratsara kokoa nohon'ny lait de vache satria mavesatra be ny lait de vache fa be hormone be mihitsy sady digeste kokoa ny lait de brebis.

manaova sport kely ihany mba manamboatra ny vatana fa aza atao trop fa manjary be muscle loatra indray.
7. jesuisla ( 17/01/2012 19:07)
Manana vahaolana aho, saingy sarotra b ny manazava azy eto, satria ny rehetra d tsy mitovy saina, tsy mitovy hevitra, tsy mitovy fomba fijery. 0342966203 no ahazoana ahy. D atao sms fa matetika no b asa b aho, ary tsy tiako ny miantso ahy @ fotoana hiasako. Misatotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1361