Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
YDIFAS
(
08/10/2011 19:52)
VOAVELA
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra.
Hafatra lehibe indray no aroso ho antsika anio. Nitory teny i Petera sy ny apôstôly: nisy fiantraikany tamin'ny olona niha...
tohiny
novalian'i AUGERFA ny 17/10/2011 07:23
rebiryx
(
08/10/2011 04:59)
Depanazy sisitema Lunux
Izao za vao mampiasa ordi manana sisitema Lunux, misy fahasimbana izy io zao ka sahirana be aho ny hanamboatra azy satria tsy manana fahalalana mikasika izany, sady tena mbola tsy nikitika mihitsy koa...
tohiny
novalian'i razorback ny 03/12/2011 09:47
didi10
(
07/10/2011 09:18)
Fantaro ireo Evanjely hafa nosoratan'ireo Apostoly, Thomas, Phillipe, Pierre, Jacques, Marie...
http://www.naghammadi.org/traductions/traductions.aspx
Tany amin'ny taon-jato voalohany no nanoratana ireto boky ireto fa tamin'ny 1945 no nahita azy tany Nag Hammadi tany Ejipta.
Hatramin'izao aloha...
tohiny
novalian'i Miharena ny 11/10/2011 14:21
fahoria
(
06/10/2011 12:44)
Olona tratrin ny aretina Fish Odor Syndrom na oe Triméthylaminurie
Faly miarahaba anareo rehetra eto @ forum ny tenako,
HIresaka mikasika momba ny aretina fish odor syndrom aho, zai aretina tsisy fanasitranana nefa mahatonga ahy tsy handroso @ zay zavatra rehetra at...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:28
didi10
(
06/10/2011 09:13)
Révélation du livre d'urantia: ahoana no fahitanareo azy?
http://www.urantia.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=54&Itemid=64
Fantaro ny zavatra rehetra hoy Jesosy, ary hazomy mafy izay tsara.
Betsaka ny boky miresaka an'Andriamanitra sy Jesosy...
tohiny
novalian'i Miharena ny 12/10/2011 12:54
vatofototra
(
06/10/2011 08:56)
REGARDER Interview Pr Ange ANDRIANARISOA - Africa 24 -Journal d'Afrique
REGARDER Interview Pr Ange ANDRIANARISOA - Africa 24 -Journal d'Afrique
Interview Mamy Rakotoarivelo - Africa 24 -Journal d'Afrique
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/10/2011 11:30
rossita
(
06/10/2011 08:08)
LES IMPACTS DU COUP D ETAT SUR LA SOCIETE MALGACHE
Bonjour, nous sommes un groupe d'étudiants voulant faire une étude assez précise des effets de la crise/coup d'Etat sur la population malgache. Nous projetons d'interviewer des personnes, des famil...
tohiny
zokieva
(
06/10/2011 06:03)
VAVAKA HO ANAO!
http://toriteny.net/Documents/Finoana%20sy%20Fanasitranana.pdf
Vavaka atao am-pinoana dia hivaha ny fatorana!
(ITes.5:17)...
tohiny
Miharena
(
05/10/2011 15:32)
Ny famaritana ny fahotana sy ny famoronana helo
Misy fanontaniana tsy novalian'i Lais atsy ambadika ireto ary mba tiako hohalalinintsika mba hampahazava kokoa ny fomba enti-mihevitra ny resaka ara-panahy sy ny fifandraisan'izany amin'ny helo izay ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/10/2011 16:04
locl
(
05/10/2011 13:01)
Dia nozarainy toy ny fananany ny zavatr'olona
Randriazanakolona Yvon dit Sareraka se dit prét à restituer la 4X4 Prado Toyota à l'Unicef, demain. Ce membre du CST d'annoncer que la voiture en question lui a été attribuée par la Présidence ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/10/2011 11:30
vatofototra
(
05/10/2011 08:54)
REGARDER Interview Mamy Rakotoarivelo - Africa 24
REGARDER Interview Mamy Rakotoarivelo - Africa 24 -Journal d'Afrique
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/10/2011 11:31
didi10
(
05/10/2011 07:25)
Miambena! tena ara-bakiteny fa misy ny fahotana mahafaty
Maro ny olona no mieritreritra fa raha mandaingalainga kely dia tsy de "GRAVE" eo anatrehan'Andriamanitra mihoatra amin'ireo mpamono olona sy ny mpamosavy ohatra, ity vakiteny ao amin'ny Asan'ny Apost...
tohiny
rijadolly
(
04/10/2011 17:55)
SARY ATAO SAISIE
(((( (e "-.
)))) --: o )
(((( (e .-"
Alefao eto izay mbola manana any e!...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 24/03/2012 11:52
andrywui
(
04/10/2011 15:17)
be loatra reo vahoaka alikisa ....
nitsena an'i boay kely teo ampahatongavana e sarotra ny fandindiana ho an'ny mpiondana !!
raha mbola misy manana fika na tetika na flinnn hafa entina handresena ny mpirifatra de mba alefaso ry mpiond...
tohiny
novalian'i xhavier ny 12/10/2011 13:08
Maranatha
(
04/10/2011 09:28)
FIFAMELANA=MIFAMPI-VAVAKA MBA HO SITRANA
Fiadanana ho aminareo!
Mety efa nandalo trangan-javatra toy izao angamba ny Fiangonanao.
Raha mahita fahotana hataon'ny mpiray fanantenana ianao. Na hianao mihintsy no hiharan'izany. na nisy mpiray ...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 10/10/2011 10:54
didi10
(
03/10/2011 07:53)
Miangavy anao aho mba hanaraka ny lojikan'ireto fanontaniana ireto dia ho hitanao ny tena Fiangonan'Andriamanitra.
Miarahaba antsika rehetra.
Valio am fo tony sy am-panetretena ireto fanontaniana ireto,
Mino ve ianao fa mila mibebaka ny olom-belona raha te handova ny fanjakan'Andriamanitra?
Raha eny
Fantatrao v...
tohiny
novalian'i didi10 ny 13/10/2011 10:16
bazylou
(
01/10/2011 11:50)
tsy misy hahaso
tombon tsoa eo na iza na iza. Ary raha tiana ny hotafavoka velona dia tsy maintsy esorina ny maimbo rehetra.
Rehefa rsy vita io dia aza manatena e....
tohiny
novalian'i bazylou ny 14/10/2011 18:07
rijadolly
(
01/10/2011 03:24)
INVITE DU ZOMA DU 30 SEPT JENERALYdv RABARISOA RANTO
Anisan'ireo namindram-pahefana nataon'ny Ravalomanana
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-30-sept-rabarisoa-ranto-5603295...
tohiny
novalian'i saho ny 04/10/2011 17:44
ni81
(
30/09/2011 20:20)
Nodimandry ny namana RATONGA
Fantatsika ny fodiamandrin'ny namana RATONGA omaly Alakamisy 29 septambra 2011, koa ireo afaka hamangy dia any @ chambre mortuaire ny Asabotsy sy ny Alahady amin'ny 14h -18h. Ny incinération dia ny T...
tohiny
novalian'i Ralay ny 12/10/2011 15:13
Mirana07
(
30/09/2011 19:21)
mila vonjy maika
saika mba hanontany reto za raha misy mahalala tsy izany fa andé ho any madagascar izay mianaka zanako 3volana de mila passeport ve raha andé ho any madagascar nefa izy gasy reny sy gasy ray misaotr...
tohiny
novalian'i zandry01 ny 11/10/2011 13:02
