Nodimandry ny namana RATONGA

1. ni81 ( 30/09/2011 20:20)
Fantatsika ny fodiamandrin'ny namana RATONGA omaly Alakamisy 29 septambra 2011, koa ireo afaka hamangy dia any @ chambre mortuaire ny Asabotsy sy ny Alahady amin'ny 14h -18h. Ny incinération dia ny Talata @ 13h30 any @ crématorium sud franscilien ao Courcourronnes. Misaotra mialoha hono ry namana ho an'izay ho afaka!
novalian'i Ralay ny 12/10/2011 15:13
2. Ralay ( 12/10/2011 15:13)
Misaotra nampilaza na dia vao² ratsy aza fa dia mahaiza mionona daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3602