tsy misy hahaso

1. bazylou ( 01/10/2011 11:50)
tombon tsoa eo na iza na iza. Ary raha tiana ny hotafavoka velona dia tsy maintsy esorina ny maimbo rehetra.

Rehefa rsy vita io dia aza manatena e.
novalian'i bazylou ny 14/10/2011 18:07
2. Noue ( 01/10/2011 14:06)

bazylou:

tombon tsoa eo na iza na iza. Ary raha tiana ny hotafavoka velona dia tsy maintsy esorina ny maimbo rehetra.

Rehefa rsy vita io dia aza manatena e.
ié !!! marina zany rabazylo aaa !!! esory teo aloha kely fingotra lavanify fa efa maimbo beeee mampisy lalimanga be dia be eeee

tsy ho tafavoaka velona marina raha tsy esorina eo io lavanify io eee
3. locl ( 03/10/2011 11:41)
Maimbo daholo izy rehetra ireo e! Aleo haverina ny manitra
4. andrywui ( 04/10/2011 14:47)
iza le manitra io tonton locl ?????.....


dada ve ?? hohohohoh sao de voky melon ??
5. andrywui ( 04/10/2011 14:49)
zao izy ee!!!! ny zavatra rehetra azonareo rehetra ireo tenennn daolo na inn na inn afatsy ny fampodiana an'i dada iany no tsy azonareo lazaina eto satri efa andrasan'ny oul hanaovana sakoroka i dada vao tonga eto donc kely ny fanantenana fa mijereva olonkafa ndray hanaovana demarche presidentielllllll ......ok ve
6. reeves ( 05/10/2011 06:28)
Betsaka ny masiso hoy Bazylou , tena marina izany satria hita miharihary fa MASISO DAHOLO ny mpanao politikantsika malagasy ary hita fa TENA EFA RAIKI-TAPISAKA AO ANATINY NY FANGALARANA , NY FANODIKODINANA NY FANANANA IOMBONAN'NY MALAGASY . Jereo fa ilay vahoaka efa mitrongy , mihinanana ny.......tsy fihinany , mbola asaina mandoa ny hetra atao karaman'ireto MPIADY TOERANA CT sy CST izay sady efa tsy voafidim-bahoaka , no PROBLEME ho an'ny Firenena , no mbola mpangalatra ny harem-pirenena ( tourmaline , bois de rose ,4X4 UNICEF , trafic isan-karazany ..sns) , mitrongy vao homana ny vahoaka handoavana ny karaman'ny Tafika sy ny Mpitandro Filaminana izay mpiray tsikombakomba amin'ny Mpandroba sy ny Mpanao ratsy ary mandry tsy lavo loha tsy fidiny ka mipetraka ny fanontaniana manao hoe : " Mbola ilaina ary ve ny mandoa hetra raha izany no fipetrany ? " . Mila manao réaction ny VAHOAKA fa TSY TOKONY HO JEREM-POTSINY NY ZAVA-MISY ANKEHITRINY fa raha sanatria tsy manao n'inona n'inona isika dia satrin'ireo TSY MISY SAINA SY TSY MATAHO-TODY IREO HO EO IHANY fa tsy raharahany ny fiainan'ny taranaka ho simba eo fa ny azy efa milamina ny vola be any @ Banky vahiny . Raha toa ka zakantsika kosa nefa ny zava-misy dia samia mitehaka fa izay no ilain'izy ireo .
7. bazylou ( 09/10/2011 17:07)

Ka le vahoaka anie ry reeves ka matahoatr abe satria efa tonga di amisotro ny aleoko maty izany raha vao mihetsika eo e.
Dia mila gasy tsy avy ao mada mihitsy no mihetsika fa rah any gasy ao mada dia itrefle eo foana izy na hainy aza fa maimbo io.

dia iza ary le gasin'andafy vvonona ny hofaty eo ?? iza ??
8. milamm ( 11/10/2011 21:41)
otrany tsara zany hevitra zany de ahoana ny @ bazy sady papa toa gasin'andafy ??? be wawawa fts ve sa masaky ??? za kalo de milamm fa ny tany indramm lool
9. bazylou ( 13/10/2011 16:00)
tsy maintsy mahasaky vao maharesy e. raha tiana ny haharesy
10. bazylou ( 13/10/2011 16:01)
izahay mahasaky e.
11. milamm ( 13/10/2011 18:03)
sali bazy lasa zao zany de raoviana modia kalo ra izany mijery tsara ny zvmisy vao manamboatra hetsika fa sao de mitsambikina alohany bol ka lasa otrany lesarla sy ny akamany any tsiafahy
itovizako hevitra @ bazy de tsy fotoanany adihevitra sy fivoriana fandaniambolampanjakana tsony (mandeha mivorivory tsy misy vahaolana vita akory), option militaire nefa ny miaramilampotaka dolidoly no betsaka ao amintsika fa tsy otrany lylison sy sarla, fijeriko manokana le diany solotenany troika farany teo de protocole militaire par voie diplomatique @ fanatanterahana ny tondrozotra( indrindra ny art.20 ) ka aleo kalo ho avy ny bokona any ivelany andamina azy ra mbola tsisy masaky
12. bazylou ( 13/10/2011 18:27)
le izy anie ry milamm rah ahiandry eo foana, di ana hoavy daholo aza ny firenena 192 eto an tany dia tsy hopoinsa mihitsy io e.
ry lerony ny saosy no arovany fa tsy ny pokona tsinona.

fa izao , raha misy 1 maty eo manao vy very ny ainy, di ana ry sadc aza ipitika hoazy teo. Ary io bandy sacrifie io no hitondra.

iza anefa ilay bandy sacrifie hanavotra ny fireneny ??
amin'ny gasy 20 000 000, toa tsy misy izany. fa gasy ivelany angah adia poinsa.

hetsika hatao :ohatra ny fandorona io ambasady frantsay io hahatonga saina ireto menasofina ireto hiforitra tsara.........

TSy misy antoko extreme droite na nasionalista et mada dia ora ny ilalaovann'y vazaha azy

beuurrk
13. milamm ( 13/10/2011 19:14)
ka atr@ zao kalo tsy mbola misy e, teny fort-duschenes fign reny zao no mba nisy hetsika kely nefa ny nampalahelo de pasitera indray no najedaky ny emmoreg imasombahoaka. Vahoaka ihany no afaka manaisotra an'ireo eo nefa tsy misy mpiaro ka aleo iarahamahita eo ny fandehany
tsy de vahaolana loatra amiko hetsika tafahoatra izany mandoro ny ambasady frantsay zany nefa efa nisy tany @ firenena sasany, fa ra misy mahasaky moa tonga de tairo fa ze rovitra zairina
tsy azoko fa ahoana tsara moa ny maha-poinsa ny gasy any ivelany zany satria lezoka ve sa in ?
14. bazylou ( 14/10/2011 18:07)

poinsa le gasy any ivelany satria ireo olona ireo no olona mahita lavitra bebekokoa io madagasikara io.
fa rah aireo malagasy ao an tanana kosa dia efa very fanahy sy maty noana loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042