Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rijadolly ( 26/10/2011 16:44)
[quote=rijadolly - 12/06/2011 17:43] Ny taloha reh...
[quote=rijadolly - 12/06/2011 17:43] Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo... tohiny
novalian'i hery ny 28/10/2011 08:47
vatofototra ( 26/10/2011 07:24)
REGARDER Vidéo Enquéte en forét tropicale - Bois de rose Madagascar
REGARDER Vidéo Enquéte en forét tropicale - Bois de rose Madagascar Emission Arte Enquéte en forét tropicale - Bois de rose Madagascar http://www.vatofototra.com/... tohiny
Miharena ( 26/10/2011 07:22)
Resaka Devoly sy helo
Nampihomehy an'i Zokieva ilay resaka nataoko tatsy ambadika ka tiako horesahana eto ny mahatonga ahy hilaza hatrany hoe tsy misy ireo fa ao antsain'ny olona ihany. Ity misy resaka nifanaovana tamin'i... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/11/2011 18:19
RBNIR ( 26/10/2011 04:56)
logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit
Faly miarahaba ny namana rehetra, Sao dia mba misy afaka manoro lien hahafahana manao téléchargement "logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit" afaka manao gestion écart koa. Tsy ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/10/2011 07:18
hasn ( 25/10/2011 22:16)
BOIS DE RAOZY PHAT M A F I A
APARITAHO E!!! M *A *F ù I A A N D R Y R* A* J* O* E* L* I* N *A FAT FAT FAT FAT MPANIMBA FIRENENA APARITAO E! IO VIDEO MAZAVA BE RY MALAGASY ÔOOOO!!! http://videos.arte.tv/fr/videos/e... tohiny
didi10 ( 25/10/2011 10:26)
Eglise de Charme
Maro ireo mpitondra Fiangonana ankehitriny no manao anjorom-bala na tsy mampianatra intsony ny didin’Andriamanitra izahy miantso ny mpanota hiverina amin’ny Tompo, nitady hevitra hafa ireo Mpitor... tohiny
novalian'i didi10 ny 31/10/2011 18:10
FANAHY7 ( 24/10/2011 19:27)
TERAKA AVY ANY AMBONY VE ISIKA VAO MINO sa MINO VAO TERAKA AVY ANY AMIN"NY RAY?
Ankotra'reo namana hafa hamaly , ahoana ny hevitry FIDINIRINA sy NIRYNA ny @ io TERAKA AVY ANY AMBONY VE NY KRISTIANA VAO MINO sa MINO VAO TERAKA AVY ANY AMIN"NY AMBONY avy @ ATRA RAY? Misaotra nareo... tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2011 16:46
bellla ( 24/10/2011 18:18)
tache
bjr, misy cousineko zay ry reto sahirana be fa misy tache maintimainty amin`ny feny d za tsy mahay ny creme tokony hatao amle izy ka sao de mba misy mahafantatra. efa nasiny GG, fa tsy mety. izy tsy m... tohiny
novalian'i hasi4 ny 19/05/2013 13:33
Miharena ( 24/10/2011 12:39)
Ny fahafantarantsika olombelona ny maha-fanahin'Andriamanitra antsika no tanjon'ny fampianaram-pinoana rehetra
Tsy miankina amin'ny tantara na ny honohono fa ny fahatsiarovan-tenantsika olombelona fa sombn'Andriamanitra isika no fiafaran'ny fandalinana rehetra ary tokony hahamarim-pototra ny olombelona tsirair... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/10/2011 16:03
sipagasy ( 24/10/2011 11:23)
SERASER'ALINA 3
Amim-pifaliana hatrany no anasana ny be sy ny maro @ fihaonana izay hatao ny 03 Desambra 2011 ho avy izao. Izay hatao ao @ trano fisakafoanana ao @ 3 Place de la République 93400 Saint Ouen, metro l... tohiny
novalian'i raozigasy ny 02/12/2011 00:17
maholisoa ( 24/10/2011 09:31)
Soratononina - 5 Novambra 3 ora hariva - Montrouge
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... tohiny
maholisoa ( 24/10/2011 09:30)
Soratononina - 5 Novembre 3 ora hariva - Montrouge
Ny fifaninanana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris dia atao ny 5 novembre ao amin'ny faculté dentaire ao Montrouge. Tongava maro http://www.facebook.com/photo.php?fbid=10150359756489236&s... tohiny
zokieva ( 24/10/2011 07:37)
Miharia harena...!
Miharia harena any an-danitra! Toy ny inona moa izany? Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehe... tohiny
novalian'i niryna ny 25/10/2011 16:27
rijadolly ( 23/10/2011 18:37)
AVARATSENA FANANTENANA
Iza no mpiray tanindrazana aminay fa any izahay no manao fialantsasatra. [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/ny-aty-aminay-du-22-octobre-2011-avaratsena-5668034]JEREO ETO NY TANTARANY[/url]... tohiny
sitlo ( 23/10/2011 01:57)
sangisangy zary tena
Maazo manao zandarma ny vehivavy malagasy amin'izao. Dia hisy lehilahy izany ao amin'ny FIVAZA (Fikambanan'ny Vadin'ny Zandary)... tohiny
novalian'i rijadolly ny 26/10/2011 17:16
AndriambyII ( 22/10/2011 19:40)
Vavaka androany alahady !
Rainay izay any andanitra , ho hamasinina anie ny anaranao , ho tonga anie ny fanjakanao , hatao anie ny sitraponao , ety an-tany tahaka ny any andanitra , omeo anio izay hanina sahaza ho anay , m... tohiny
novalian'i niryna ny 25/10/2011 16:32
Maranatha ( 21/10/2011 11:23)
Maty alarobia tokoa ve i Jesosy avy any nazareta???
Misy fampianarana iray ihany koa mampianatra fa i Jesosy ilay avy any Nazareta izay atao hoe Kristy dia maty ny Alarobia. Hevitra izay toa marina. Fa ahoana no voasoratra?? Raha te hahalala hoe iza i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/08/2019 14:42
rijadolly ( 21/10/2011 02:47)
VAOVAO DU 20 OCT 2011
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-20-oktobra-2011-5661627 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-20-octobre-2011-5661298... tohiny
novalian'i rijadolly ny 26/10/2011 02:37
rijadolly ( 20/10/2011 17:07)
La mort du colonel Kadhafi confirmée
http://www.tdg.ch/actu/monde/colonel-kadhafi-capture-2011-10-20... tohiny
Tanny ( 20/10/2011 14:53)
Samy adala!
Nisy test natao hono tao @toby fitsaboana adala iray!nasian'ireo Dokotera sarina varavarana ary ny rindrina dia natao tao amin'io efitra io daholo ny mpanao test: Kanjo inona??????????? nidofotra teo... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/10/2011 01:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.7276