Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rijadolly
(
09/11/2011 17:52)
Sosokevitra sao mahasoa !( Bor2lais)
[quote=Bor2lais]
Faly miarahaba antsika rehetra.
Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy finoana" ity satria toa lasa miafara amin'ny faran-teny ny dinika ...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2011 17:15
ricardo
(
09/11/2011 14:26)
tao anaty machine
tao anaty machine no niseho ny tantara
ka le ao anaty machine mo misy catégorie, de tao @ le 2em catégorie le misy mitsanga no indro nisy bandy 3 lahy nitsangana somary tery aoriandriana, tery aloh ...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 09/11/2011 16:03
AdvocacyMada
(
09/11/2011 13:07)
Mbola miteny ho an'ny vahoaka ve i Sareraka sa miteny ho an'ny HAT amin'ity Meditation vaovao ity?
http://www.youtube.com/watch?v=CWX32KjtqG8...
tohiny
novalian'i AdvocacyMada ny 09/11/2011 19:45
Tefigasy
(
09/11/2011 07:27)
krisitianina manoloana ny fanompoan-tsampy
Fanontaniana no hapetrako ho an'izay manana hevitra araka ny baiboly momba ito lohahevitra ito:
- Afaka manatrika ireny atao hoe joro, famadihana, fangataha-pitahiana amin'ny maty, ... ireny ve ny kri...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/11/2011 14:57
LazaDaddy
(
08/11/2011 22:06)
Iza avy ianareo mpino Miharenianina?
Efa fantapantatra daholo ihany ireo mpino Kristianina eto amin'ny sehatry ny serasera, mino ny tenin'i Kristy fa misy ny devoly sy ny helo.
Mba iza avy kosa ary ianareo mpino Miharenianina, izay mino...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2011 16:53
rijadolly
(
08/11/2011 20:45)
VAOVAO 08.. NOV 2011
VAOVAO 08 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-08-novembre-2011-5718791
JOURNAL DU 08 2012 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-08-novembre-2011-5718256 ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 10/11/2011 00:30
andrywui
(
08/11/2011 20:29)
o ry sitlo a mba alefaso lavitra iany baba le babakondoha a
ngah raha nandefa anireo sary oul bedebe 2millions ireo ozy ramerci ,,,izay ireo no nifidy an'i dada de hijannn ho dada mandrakizay eo reo fa rehefa itany fa fopla i dada sad be folaitra en plus bombi...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/11/2011 21:36
isambo
(
08/11/2011 19:50)
FIANKOHOFANA ROA SAMY HAFA NASEHON' I KAINA SY ABELA
Genesisy.4: 2-5 :
"2 Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
3 Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatit...
tohiny
novalian'i isambo ny 10/11/2012 18:53
sitlo
(
08/11/2011 10:33)
Ny grevy 2002 ve?
[img]http://img10.imageshack.us/img10/3721/71705169906075625912301.jpg[/img]
Raha ny olona nofidin'ireo no nahongana tamin'ny basy. Raha ireo foana no asaina mangina dia tsy ho tapitra mihitsy ny kri...
tohiny
novalian'i m.i.s.a ny 09/11/2011 05:54
rijadolly
(
07/11/2011 18:03)
JOURNAL DU 07 NOV 2011
JOURNAL DU 07 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-07-nov-2011-5715109 ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/11/2011 21:45
fahoria
(
07/11/2011 15:48)
Sao dia misy mahalala ny dikan'ny "SAUGE" (ravinkazo) @ teny gasy azafady?
Miarahaba anareo namana rehetra,
Sao dia misy mahalala ny dikan'ny SAUGE @ teny gasy azafady? Io dia ravinkazo mi réguler ny transpiration raha toa ka olona sarotonkatsembohina noho tsy hoe fahaloto...
tohiny
fahoria
(
07/11/2011 15:45)
Inona kay azafady ny dikan'ny sauge @ teny gasy?
Salama daholo,
Ho anareo namana rehetra, sao dia mba misy mahalala ny dikan'ny sauge @ teny gasy anareo azfd? Tsy inona fa ravinkazo io manasitra trouble hormonale zay miteraka hypersudation ( tsembo...
tohiny
lals
(
07/11/2011 14:30)
DEVOLY sy SATANA ary NY HELO
Miarahaba antsika rehetra
Mbola hamafisiko eto ihany ny fisian'ny devoly sy satana ary ny helo.
[b]hoy ny ao amin'ny APOKALYPSY 20: 10 "Ary ny [u]devoly[/u] izay namitaka azy dia natsipy tany amin'n...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 22/11/2011 06:26
bazylou
(
06/11/2011 21:34)
vaky barara ry le8
ohatran'ny deba ihany e, ny arema misiska fa izy deba tsy mety dia i le8 koa tahak'izay. ny tim efa nivaky ary efa misy tim manaiky an'i tgv, fa i le8 ihany no be zesta oeee, maketsy makeroe a.
Alahe...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/11/2011 22:20
rijadolly
(
06/11/2011 17:23)
VAOVAO 05 NOV 2011, JOURNAL DU 05 NOV 2011
VAOVAO 05 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-05-nov-2011-5710493
JOURNAL DU 05 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-05-nov-2011-5710221 ...
tohiny
didi10
(
05/11/2011 16:10)
Fiangonana kilemaina
Tsy misy tsiambaratelo akory ny atao hoe fampianarana tsy misy kilema fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no tokony ho ampianarain'ireo mpitondra fivavahana rehetra.
Ny kilema na déformation d...
tohiny
novalian'i didi10 ny 07/12/2011 08:41
vatofototra
(
05/11/2011 09:09)
REGARDER vidéo Fidirana an-telefonina Ravalomanana - Ratsiraka
REGARDER vidéo Fidirana an-telefonina Ravalomanana - Ratsiraka
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
bazylou
(
04/11/2011 22:43)
tsle goonaa
jerenareo ary e, i deba tsy nanaiky ny fay mideroute nefa ny arema misiska be nyhaka minisitera.
tadiavo ny diso.
beuurrrk...
tohiny
novalian'i nilex ny 07/11/2011 13:15
bellla
(
04/11/2011 19:12)
Recuperer doc
bjr doly
tratran`ny virus ny ordiko ry reto nefa misy horonantsary n`olona mbola tsy nivoaka le izy. (Win XP) d tena tsy azo niasana mitsy d voatery ni-instalevako Win7, azo iasana izy ary mbola ao l...
tohiny
novalian'i heirzo ny 08/02/2012 13:45
rijadolly
(
04/11/2011 18:12)
JOURNAL DU 04 NOV 2011
JOURNAL DU 04 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-04-novembre-2011-5707717 ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/11/2011 19:38
