Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 15/11/2011 12:42)
Inona ko no tsodrano azondRakotoarivelo eo .....
-- Zany no atatatatata erakin'ny tanana oe efa nomen'i dada tsodrano mitsy ane zah eee zany no mahatonga anah misisika mafy mba hiditra io !! efa fantatra ny toetranareo fa manjaitra palitao foana is... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/11/2011 12:44
RBNIR ( 15/11/2011 10:58)
TENA MISY ANDRIAMANITRA, MATAHORA AZY, OMEO VONINAHITRA IZY MIBEBAHA DAHOLO ARY ANDEHA HANAO NY SITRAPONY REHETRA
Faly miarahaba ny namana rehetra, Mety ho kristianinana ianao, mety ho hafa finoana koa (silamo, boudhiste, hindouiste sns.....), mety koa olona tsy mino izay mety ho Andriamanitra mihitsy aza ianao,... tohiny
rijadolly ( 14/11/2011 21:03)
JOURNAL 14 NOV 2011; VAOVAO 14 NOV 2011
JOURNAL 14 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-14-novembre-2011-5735181 VAOVAO 14 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-14-novambra-2011-5735647... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/11/2011 01:22
andrywui ( 14/11/2011 20:07)
miteny ho azy ny toejavatra ankotrio e
manao tsipaky ny miala aina sisa ny tapa-doha !!!!! ----mafy ihany ny mamerina ny navotsotra ka !!! ---tsy aleo ve mba nofikirina ihany le pouvoir de farafahalikamatiny aza mba maty amboninahitra ... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/11/2011 12:32
vatofototra ( 14/11/2011 09:41)
REGARDER Vidéo Pr Raymond RANJEVA Invité du Zoma Onitiana Realy TVPlus 11 novembre 2011
REGARDER Vidéo Pr Raymond RANJEVA Invité du Zoma Onitiana Realy TVPlus 11 novembre 2011 http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/11/2011 19:58
andrywui ( 11/11/2011 21:48)
tsy ny zesita atao ato akory no ahazahoana pouvoir ....
misy de lany zesta sy mistyle fotsiny miseho miterikiho fotsiny ato ,amn serasera ato otrandry sitlo sy ry m.i.s.a fa tsy itako akory ze mba politika nahavita namaha olana anlisany tato fa vao maika ... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 08:50
bazylou ( 11/11/2011 20:41)
barea sy guinee ekoatoraly
ho fifanintsanana izay hanao modialy 2014. resy 2-0 ny gasy beuuurrrk... tohiny
rijadolly ( 11/11/2011 17:30)
JOURNAL DU 11 NOV 2011; VAOVAO 11/11/11; INVITE DU ZOMA 2011
JOURNAL http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-11-nov-2011-5728081... tohiny
novalian'i rijadolly ny 13/11/2011 18:43
ricardo ( 11/11/2011 10:22)
tafaraka ony
mbola tao anaty machine iany ny resaka eto tafaraka tao anaty machine ony ny boka sy ny sima vava, nony nande elaela de ozy ny resak'izy roalahy sima: rah zao no mivadika ity machine ity misy fatim-bo... tohiny
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:29)
Ny daty androany: 11.11.11
Ahoana ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana ny famoaboasany anio daholo izao ny antokon'olona samihafa a!... tohiny
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:27)
Ny daty androany: 11.11.11
Ahona ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana famoaboasana samihafa mahakasika anio indray izao ny antokon'olona samihafa a!... tohiny
rijadolly ( 10/11/2011 19:43)
JOURNAL DU 10 NOV 2011
JOURNAL DU 10 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-10-novembre-2011-5725067 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/11/2011 17:27
AdvocacyMada ( 10/11/2011 15:51)
Aiza ny hambom-po sy ny fiandrianam-pirenena vetesin'ny mpitondra amin'ny toe-javatra tahaka izao?
http://www.youtube.com/watch?v=7zh_awElaWI... tohiny
novalian'i locl ny 10/11/2011 16:11
AdvocacyMada ( 10/11/2011 15:32)
Miteny ho azy ny tarehimarika hoe mankaiza ny itondran'ny HAT ny firenena amin'izao fotoana izao!
http://www.instat.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=14&Itemid=64... tohiny
vohitsara ( 10/11/2011 14:25)
Reveillon 2012 eto France
Aiza indray izao ny reveillon tokony aleha @ ity fa toa tsy misy afa-tsy ilay reveillon d'exception aux pyramides sy nuit de la Saint Sylvestre au Palais 91 no hitako hatr@ izao ?... tohiny
novalian'i sipagasy ny 12/11/2011 20:18
AdvocacyMada ( 10/11/2011 10:02)
Faha 151 ny laharana misy an'i Madagasikara ao amin'ny Human Development Index 2011, nefa isika toa variana amin'ny ady lahy politika fotsiny!
http://hdr.undp.org/en/media/HDR_2011_EN_Tables.pdf... tohiny
novalian'i locl ny 10/11/2011 16:13
rijadolly ( 10/11/2011 03:32)
IREO TENY REHETRA AO ANATY BAIBOLY IZAY TOHERIN' MIHARENA
[quote=Hoy i Miharena] Fa eo ihany isika, mba aposahy tsara mihitsy izay tsy mifanaraka amin'ny Baiboly lazainao fa lazaiko dia mba aposahy hoe inona no tena fahazoanao izay voalaza ao anaty Baiboly a... tohiny
novalian'i rijadolly ny 26/11/2011 09:54
bazylou ( 09/11/2011 22:27)
reven'ialahy isany ve
raha ny tananan'ialahy isany no anjakan'ny voalavo sy kadradraka ? nareo mianakavy efa mihamatin'ny pesta tsikelikely amin'io ..... minga teo dahol izy 4, izay ihanyno ady eoo beuurrk... tohiny
bazylou ( 09/11/2011 22:23)
cua
cua, cul aaaaaa hena kely 1 sotro ve lesy no zarana olona 3000. tssss, tsy aleo tsy manao . beuuurrrk... tohiny
AndriambyII ( 09/11/2011 20:14)
Solitany.
Gros plan sur l’exploration pétrolière à Madagascar Depuis 2004, la ruée des grandes compagnies pétrolières vers l'exploration des gisements à Madagascar s'est nettement accentuée.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3676