Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 01/11/2011 00:11)
efa bizzare be ny an'ny mpiondana e
efa hita fa sambo efa difotra zao mbola mivanitika falifaly manantena tsy misy foana maninona raha mba manova taktik hafa ndray e io no lilirina tsisy farany eo zao zao ny oul efa kely sisa de h... tohiny
bor2lais ( 31/10/2011 13:29)
Sosokevitra sao mahasoa !
Faly miarahaba antsika rehetra. Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy finoana" ity satria toa lasa [b]miafara amin'ny faran-teny[/b] ny dinika sasany eto... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/11/2011 03:34
LazaDaddy ( 31/10/2011 09:34)
Misy tokoa i Satana sy ny devoly ary ny helo/afobe
Tsy iadian-kevitra izany fa raha misy olona tsy mino sy mitady porofo dia aseho azy tsy ho ela izany farafahatarany afaka 80 taona ... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/11/2011 09:11
YDIFAS ( 31/10/2011 03:17)
TEMPOLY
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Mino aho fa samy efa nahita sy mahafantatra ny atao hoe "tempoly" (temple) isika rehetra. Sary mazava avy hatrany no tonga a... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 01/11/2011 01:21
bazylou ( 30/10/2011 22:04)
zafy 1- ny ambiny rehetra 0
Izany no haleheny rehefa ketrina iray vala ka tehafana daholo ireo bodo sy adala rehetra manadalo ao amin'ny magro ao. Aiza izao dadanareo ? I zafy izao no mitondra ny baolina ary sûr aho 100% fa t... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/11/2011 11:15
mhtwilog5 ( 30/10/2011 11:35)
Mac os x
Miarahaba, Sao dia mba mety misy mahay manao installation mac os x amin'ny asus x72j, ato azafady ? Mba andramana alohan'ny hividianana. Misaotra e! ... tohiny
novalian'i mhtwilog5 ny 05/11/2011 18:04
locl ( 29/10/2011 20:59)
Fa dia inona loatra no tombotsoa very tao???
antara : « Omaly dia fantatra fa noraisin’A/toa Marius Fransmann teny amin’ny Hotel Colbert ny ankolafy Ravalomanana. Nandritra ny dinika dia nilaza ny fomba fijeriny mahakasika ny fizotry ny ... tohiny
novalian'i milamm ny 31/10/2011 23:23
symphony06 ( 29/10/2011 19:34)
pakopako
Bonjour, Je cherche la recette des pakopako.. Si quelqu’un pouvait me la donner bien merci ! ... tohiny
novalian'i gasyassas ny 18/04/2013 16:06
IMR ( 29/10/2011 17:04)
Gnome sa KDE
Miarahaba, Sao mba misy afaka milaza amiko hoe iza no mety kokoa sy maha aingana kokoa ny manavanana azy? Efa niasa 1 volana tamin'ny KDE ah, ary hitahitako daholo ny zvt rehetra ilaiko, fa nony nanov... tohiny
novalian'i razorback ny 03/12/2011 09:39
vinc.raholi ( 29/10/2011 09:40)
Tatouage
Miarahaba antsika rehetra, Aiza kay no mba misy mpanao tatouage sérieux, madio sady mahay eto Antananarivo na Antsirabe ? Ankoatra ny Feeling Tatoo etsy Ambatomitsangana sy ny bandy kelin'ny Petite V... tohiny
bazylou ( 28/10/2011 21:55)
i omer
simpson no pm e..i marge izaoizanyefa voky be mihitsy shame on you ry madagasikara sy malagasy. beurrrrk... tohiny
locl ( 28/10/2011 21:51)
Biriziky hono
ka dia io izany no nofidiana, ka raha ny fahalalako azy dia natolitr'i Zafy io kanefa toa olona niaraka taminy TGV tao ihany... tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/11/2011 09:56
rijadolly ( 28/10/2011 17:39)
JOURNAL DU 28... OCTOBRE 2011
JOURNAL DU 28... OCTOBRE 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-28-octobre-2011-5685841 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 30/10/2011 02:28
niryna ( 28/10/2011 16:46)
Fanangolen'ny devoly:Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra
Matetika isika dia mitady porofo hatrany fa tsy misy ny asan'ny satana-tsy misy ny devoly,tsy misy ny demony ,tsy misy ny afobe-tsy misy ny paradisa.Satria ahoana no mahatonga izany? omen'ny olona i... tohiny
novalian'i niryna ny 12/11/2011 01:50
AndriambyII ( 28/10/2011 14:32)
Mandat d'expulsion
http://bourgogne.france3.fr/info/sud-bourgogne/chalon--mobilisation-pour-un-lyceen-malgache-71015415.html?onglet=videos&id-video=DIJO_1517335_271020110935_F3 Toroy hevitra mba hilaminan' ny olana é ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/10/2011 22:07
hasiniony ( 28/10/2011 13:44)
Apprétes toi a rencontrer ton Dieu Le Royaume de Cieux, l’Enfer et le retour de Jésus Christ par Angelica Zambrano.
[b]PENDANT 23HEURES, JESUS CHRIST A FAIT VISITER A ANGELICA, LES ROYAUMES DU CIEUX, L’ENFER ET LA VISION DE SON RETOUR.[/b] Elle témoigne comment Jésus Christ pleurait en observant la multitude dâ... tohiny
novalian'i Miharena ny 30/10/2011 20:28
AndriambyII ( 28/10/2011 12:22)
Saika hanontany ireo namana niaraniasa t@ Pr Ratsimamanga
Fantatro fa misy namana vitsivitsy niara-dàlana t@ Professeur Ratsimamanga tato @ serasera , (ohatra i soanja raha tsy diso aho ) . Mba misy mahafantatra fanafody raokandro malagasy hiadiana @ areti... tohiny
andrywui ( 27/10/2011 18:53)
bozycaline a misy atsipy kely ty ho an'i toi
tandremo ihany ry kala fa bebe iany zay efa nalevindry lerony zay refa ts mifanaraka amin babakondohandry zalah a ato anie efa tonga amle oe ze ataoko ro mety e ka ny tsara de ny mandefitra iany ry ka... tohiny
fitiapiso ( 27/10/2011 14:06)
salle de réception
raha mba misy manana sosokevitra, mitady salle de réception pour mariage : toerana mba tsara, misy paysage tsara ny tokontaniny, mora ny hofany, mahazaka eo @ 200 personnes eo.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/11/2011 17:32
rijadolly ( 27/10/2011 01:15)
VAOVAO 26 OCT 2011
VAOVAO 26 OCT 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-26-octobre-2011-5680289 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/10/2011 17:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.729