Gnome sa KDE
1. IMR
(
29/10/2011 17:04)
Miarahaba,
Sao mba misy afaka milaza amiko hoe iza no mety kokoa sy maha aingana kokoa ny manavanana azy? Efa niasa 1 volana tamin'ny KDE ah, ary hitahitako daholo ny zvt rehetra ilaiko, fa nony nanova hdd dia nampiditra Gnome, ka tena very be avy teo fa tena samihafa ny fombafomba e! ...
Toa hiverina amin'ilay KDE indray angamba, raha tsy hoe angaha misy milaza amiko hoe izao no tombony eo,
misaotra

novalian'i razorback ny 03/12/2011 09:39
2. mhtwilog5
(
30/10/2011 11:29)
Miarahaba,
Ilay Gnome no tena stable ny interface. sady actif be ny developpeur raha sendra ka misy bug. ny kde ndray raha desing izy dia ok. fa mora mi-plante. efa teo amin'ny kde aho mantsy nandritra ny 2 ans dia avy eo nibasculer tany amin'ny gnome. dia hafapo.
raha olona tia mac OSX koa dia gnome no tena mety aminy, fa raha olona tia windows dia ke no metimety aminy.
Hub

IMR:
Miarahaba,
Sao mba misy afaka milaza amiko hoe iza no mety kokoa sy maha aingana kokoa ny manavanana azy? Efa niasa 1 volana tamin'ny KDE ah, ary hitahitako daholo ny zvt rehetra ilaiko, fa nony nanova hdd dia nampiditra Gnome, ka tena very be avy teo fa tena samihafa ny fombafomba e! ...
Toa hiverina amin'ilay KDE indray angamba, raha tsy hoe angaha misy milaza amiko hoe izao no tombony eo,
misaotra
3. IMR
(
31/10/2011 02:03)
Misaotra,
Ary tena tsy noeritreretiko ilay fampitahana Gnome/Mac, KDE/PC ;)
Marina tokoa fa be kokoa ny plantage tamin ny Kde noho ny Gnome, saingy ny tena olana hitako dia tsy misy mbola mety tsara izy roa reo amin ny gestion multi ecrans. Samy mi plante daholo. Tsy haiko na ny ditrib ampiasaiko (openSuse) na ny Gnome/Kde no mahatonga zany.
Sao ve tokony hanandrana distrib hafa?
Ny fijeriko azy nefa tena lay X mihitsy no mi plante rehefa tsy hitany ny multi ecran satria afaka mivadika console avy eo. Fa izay fitaratra rehetra misokatra, zay daholo no vita. Sa koa ve mety resaka materiel? Ecran philips na lenovo nefa no ampiasaiko + ny ecran ny portable...

mhtwilog5:
Miarahaba,
Ilay Gnome no tena stable ny interface. sady actif be ny developpeur raha sendra ka misy bug. ny kde ndray raha desing izy dia ok. fa mora mi-plante. efa teo amin'ny kde aho mantsy nandritra ny 2 ans dia avy eo nibasculer tany amin'ny gnome. dia hafapo.
raha olona tia mac OSX koa dia gnome no tena mety aminy, fa raha olona tia windows dia ke no metimety aminy.
Hub
IMR:
Miarahaba,
Sao mba misy afaka milaza amiko hoe iza no mety kokoa sy maha aingana kokoa ny manavanana azy? Efa niasa 1 volana tamin'ny KDE ah, ary hitahitako daholo ny zvt rehetra ilaiko, fa nony nanova hdd dia nampiditra Gnome, ka tena very be avy teo fa tena samihafa ny fombafomba e! ...
Toa hiverina amin'ilay KDE indray angamba, raha tsy hoe angaha misy milaza amiko hoe izao no tombony eo,
misaotra
4. mhtwilog5
(
02/11/2011 05:01)
Tsara tsara ko somary mijery forum kely hoe compatible amin'ilay distribution linux anao vé ilay configuration an'ilay machine ?
Ny gestion multi ecrans ndray ny ahako dia mande. ubuntu 11.04 no ampiasaiko. efa prise en charge daholo ny pilote rehetra.
Raha misy fotoana ianao dia andramana atao mise à jour ny pilote carte graphique. Na andramana ny distribution ubuntu (de préférence DVD).

5. IMR
(
05/11/2011 14:47)
misaotra mhtwilog5...
za aloha efa zatra an'ity openSuse h@ version efa ela be (8...) ka tsy manina fa aleoko miafy @ ty gestion multi ecran fopla ty... ary tena marina fa ny pilote CGraphique Intel ty no olana ny fijeriko azy... nefa tsy mbola nahita mise a jour n'io ah h@ zay ni installer-ko ity version 11.4 ity, teo aloha aza ny 11.3 + KDE mbola hitako mety kokoa, fa ilay 11.4+Gnome d eeee..., mety izaho angamba no efa zatra "Varavarankely" taloha, ka verivery @ lay gestion multi écran @ zao.
+++

6. mhtwilog5
(
05/11/2011 18:00)
Manahoana,
Ok tsy maninona ka, izay ahafahana miasa tsara iany ny tanjona. Sady somary mandany fotoana iany ny manavao amin'ny environnement sy distribution hafa indray.
Ok dé bonne continuation
mhtwilog5

7. razorback
(
03/12/2011 09:39)
Salama,
Gnome no tena tsara satria stable. Io no bureau nampiasaiko t@ openSuse (t@ za mbola nampiasa). Ny distribution @ DVD dia mitovy ny @ CD ihany ny application ao anaty fa ny langue no mahasamihafa azy matetika. Raha hampiasa ubuntu, dia le ultimate edition ampiasaina (2.9) fa iny no tena hitako fa tsara no mora hoan'ny debutant. Efa pré-instalé ao koa manko ny Wine de tonga de afaka manao installation na appli Win32.
Fa ra olona efa zatra linux, Slackware no distrub tena hitako fa tsara. Somary ela ny mise à jour ny fa stable, ny Gnome ampiasainy @ zao (13.37) mbola version 3.0 (Gnome SlackBuild) fa ny hoan'ny 3.2 mbola mi-crash fona.
Okay.