Mac os x

1. mhtwilog5 ( 30/10/2011 11:35)
Miarahaba,
Sao dia mba mety misy mahay manao installation mac os x amin'ny asus x72j, ato azafady ?
Mba andramana alohan'ny hividianana.

Misaotra e!
novalian'i mhtwilog5 ny 05/11/2011 18:04
2. IMR ( 01/11/2011 23:18)
Ary raha andramana amina Virtual machine aloha ry mhtwilog5 ? raha Mac OS X aloha za mbola tsy nanao fa tokony hety raha manana ny dvd d'origine rehetra ianao? sa tsy zany?
3. mhtwilog5 ( 02/11/2011 04:49)
Miarahaba,
Efa nandramako tamin'ny virtual machine ilay izy dia nety. Fa rehefa natao installation tamin'ny machine (atao bi système) dia mitsouka eo amin'ny boot splash foana. mety misy configuration atao angamba refa any amin'ny installation ohatra. sa aona ny hevitrao ?

Misaotra mialoha.
4. IMR ( 05/11/2011 14:35)
tena mety pb driver @ lay machine mampikatso ny install, satria @ VM mandeha ihany fa ireny efa generika ny driver, fa rehefa tena ilay matos d tsy mety nedala...
zay aloha mety hevitro fa tsy haiko e!
za niala @ ty bi bi system nareo ty fa aleo tonde am lay ray d raha mila zvt hafa mi install VM .. marina e!! sady mi install XP ohatra @ VM tena raim sy valo sady afaka manao clone avy hatrany tsy miandry ela d hahazo anankiray koa, ny snapshot tsy lazaina intsony, fa afaka miverina any aoriana raha nisy install tsy tiana ...
++
5. mhtwilog5 ( 05/11/2011 18:04)
manahoana,
Misaotra,
Efa nety ilay installation, nampiasa boot hafa mitsy (cameleon) dia mandé tsara ilay mac os x amin'ny pc. ny wifi no tsy hitany fa mety amiko foana.

ok , résolu ny problème.

Merci et bonne continuation.

mhtwilog5
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.108