Izany no haleheny rehefa ketrina iray vala ka tehafana daholo ireo bodo sy adala rehetra manadalo ao amin'ny magro ao. Aiza izao dadanareo ? I zafy izao no mitondra ny baolina ary sûr aho 100% fa tsy ho fantany izany Ravalomanana izany manomboka izao.
salama bazy, tsy maninona io na iza na iza na avy aiza izay voatendry eo na hitondra ny baolina raha vonona hanatanteraka ny andraikitra nomena azy hanompo ny vahoaka fa tsy antoko misy azy na eto antoerana na any ivelany ny tena olana amiko dia isika rehetra tsy ankanavaka variana mifampitsikera sy mifamono ary mifanilika toy ny valala ankarona ny menasofina frantsay nefa tonga de manararaotra mandrapaka sy mandidy ny fananantsika iombonana jerempotsiny, (tonga @ tanjona iriany hanasaratsaraka aza ataony maika fa mifankahala sy mifanenjika vao maika manampy azy ireo zany tsy iza fa ireo galifantsy fransafrika asa avy hatrany angoronana ny harempireneny tany voazanaka zatra mifanjinja sy variana mifandrirotra hidina any anaty lavaka toy izao lazainy papa izao).
ianao ve mino ry milamm fa ny hijery sy hampandroso ny firenena no tena tanjon'i omer simpson??
Izahay tsy mino, sady 1 na 2 taona maxi anie no faharetany eo e. izy aza mbola handeha handanya ndro ifampidinika etsy ys eroa koa....