Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
abdulah
(
20/10/2011 14:25)
famafana hafatra
Raha ohatra ka misy hafatra tiana ho fafana @ ity serasera ity dia ahoana no tokony hatao...
tohiny
novalian'i bellla ny 04/11/2011 18:50
finaritra
(
20/10/2011 08:24)
Tavaratra raciste eto Frantsa
Miarahaba tompoko!!
mba tiko ho resahina kely eto ity resaka iray ity fa mba manontany aho hoe betsaka ve ireo gasy mahatsikaritra fa ny tavatra dia tena anisan'ny mpisolelaka fotsy hoditra no tena mp...
tohiny
rijadolly
(
19/10/2011 19:13)
JOURNAL DU 19 OCT 2011
journal du 19 octobre 2011 [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-19-octobre-2011-5657473]Jereo eto[/url]...
tohiny
novalian'i locl ny 20/10/2011 10:57
ravintsra
(
19/10/2011 13:25)
ravintsara
sao mba misy mahalala contact ahazoana an'i Mme Alice razafinakanga filohan'ny fikambanana fleuhr de madagascar kay nareo ato @forum?? na ze toerana na contact azaona an'izay tompon'andraikitra @ilay ...
tohiny
novalian'i ravintsra ny 20/10/2011 13:17
ravatorano
(
19/10/2011 09:13)
amizao fotoana izao eto antananarivo dia tena ahit...
amizao fotoana izao eto antananarivo dia tena ahita fironana mpanao gazety anakiefatra niara niandany tamin Ingahy Andry Nirina Rajoelina fahiny nefa amizao dia tafasaraka njohon ny hevitra tsy mitovy...
tohiny
ronaldo09
(
19/10/2011 05:49)
Primature : Manonofy atoandro ny 3 mouvances
Miady mafy ny 3 mouvances amin'ny toeran'ny praiminisitra ! nazava anefa ny resaka fa tsy izy ireo irery no afaka manolotra lisitra fa ny rehetra eny fa na ny UDR/C avy eo ny filoha hajaina Andry R...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/10/2011 21:28
bazylou
(
18/10/2011 20:43)
bandy vendrana be kay ireny ingenieur gasy ireny klee
anamboatra lalan ary lerony dia mbola expert sy renfort vazaha ihany fa tsy hainy
akory izany hoe tunnel.
aleo ihany colonie raha izany no atao hoe gasy kle
beurkk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/10/2011 21:39
rijadolly
(
18/10/2011 19:54)
VAOVAO DU 18 OKTOBRE 2011
Hanolotra olona indray ny UDR-C fa tsy avy ao aminy, Tsy hiala ny CT,CST fa hitarina araka ny hevitr'izy ireo izay efa ao.
Vaovao 18 oct 2011[url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-18-oktobre...
tohiny
andrywui
(
18/10/2011 14:36)
O ry akama a mba jereo kely anie ndray mitopy fotsiny ity ....
habibiana nataon'i dada tam 2002 ry vahoaka malagasy a
nampandoalihana ny malagasy rahonana amin'ny basy !! henoy tsara le komantera fa ozy oe ny basy no miteny ozizy nanaovandravalomanana ny vahoak...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/10/2011 21:35
rijadolly
(
18/10/2011 02:14)
VAOVAO 17 OCT 2011
Nametra-pialana ny gouvernement Vitale nefa mbola miasa, Namafisina indray ny fanakanana ny Filoha teo aloha tsy hiverina eto an-tanindrazana hoy Maitre Hanitra.
[url=http://blip.tv/tv-plus-madagasc...
tohiny
novalian'i locl ny 18/10/2011 16:26
didi10
(
17/10/2011 11:11)
Fijangajangana (sous forme d'Adultère) ndao ho resahina
Faly miarahaba ny mpisera rehetra.
Fantantsika ve fa ny vehivavy manambady mpampirafy no maro an'isa kokoa noho ny lehilahy manambady mampirafy?
Aza tezitra aloha ny vehivavy fa araho ny tohiny fa l...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2011 16:36
rijadolly
(
17/10/2011 02:10)
EMISSION SPECIALE POLITIKA 16 OCTOBRE 2011
BENJA ANDRIAMIHANTA (Ankolafy Ravalomanana)
Alain Andriamiseza ( Dina Repoblikanina)
Monja Roindefo
Ny Hasina Andriamanjato TGV UDR/C
[url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/emission-speciale-politi...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 17/10/2011 15:38
rijadolly
(
16/10/2011 16:45)
AODY Ô! AODY Ô!
TOC! TOC! TOC!
C'est Rijadolly,
Je peux entrer?
Je voulais juste t’apporter ce morceau de "BONNE NUIT", à la grème de "BEAU REVE", parfumé de "GROS DÔDÔ" ...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 24/03/2012 11:43
milamm
(
15/10/2011 13:14)
tsy ny tarehy na bika no itiavako anao ...
tantara hafa nahasarika ny saiko niseho tany vietnam, Nguyen Thanh (31 taona) sy Tuyen mpandrafitra vadiny (33 taona) mpivady roa avy any @ io toerana io nosomparany aretina mifady trondrondranomasin...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 16/04/2012 11:13
rijadolly
(
15/10/2011 05:12)
NY VAOVAO 14 OCT 2011 & NY INVITE DU ZOMA 14 OCT 2011
[color=blue]JEREO [url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-14-oct-2011-5643911]ETO[/url] NY VAOVAO 14 OCT 2011[/color]
DIA JEREO[url=http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-14-oct...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/10/2011 03:06
nani
(
14/10/2011 19:33)
Document alefa any dago
Bsoir daholo !
izaho dia mitady olona ho any dago alohany 1 Novembre ,ampitondraina document .
Mba ilazao ry reto raha mahafantatra ianareo an .
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/10/2011 10:16
bazylou
(
14/10/2011 18:20)
o ry zalahy
efa nivoka sahady anie le karana nanao trafika na 30kg volamena saika aondran any komoro e
ireto panao polifika ma,detika hatrany an'ity nosy ity. fika sy saosy fonano ady eo.
analin kisa ry papa ny...
tohiny
novalian'i bazylou ny 17/10/2011 18:49
bazylou
(
14/10/2011 18:10)
efa tsy vaha olana intsony
ny fodiana na tsy fodian'i le8 eto mada.
Samy mitady nyhanina hohaniny dhaolo izao ny pokona rehetra ka sahy amidy daholo nany vady ao an trano aza....
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/10/2011 20:35
lals
(
14/10/2011 14:49)
Fiangonan'Andriamanitra
Miarahaba antsika rehetra!
Nataoko ity lohahevitra ity mba hamakafakantsika.
Araka ny voalazan'ny namana atsy ambadika :
[quote]
"... Dia tena nianatra sy namaky ny Baiboly isanandro aho. Fantatro...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 21/10/2011 15:35
pulm
(
14/10/2011 11:40)
ilay masoandro mainty androany
isika raha naremarika androany dia voadidina arc en ciel ny masoandro,nisy olona efa lehibe t@ty taona ity niresaka tamiko hoy izy raha ny masoandro no voadidina arc en ciel dia hisy zavatra hiseho et...
tohiny
novalian'i andrywui ny 18/10/2011 16:08
