JOURNAL DU 19 OCT 2011

1. rijadolly ( 19/10/2011 19:13)
journal du 19 octobre 2011 Jereo eto
novalian'i locl ny 20/10/2011 10:57
2. rijadolly ( 20/10/2011 02:39)


VAOVAO 19 OKT 2011 Jereo eto
3. rijadolly ( 20/10/2011 02:58)
Niseho indray izany ny Ramatahora tany Avaratra. Sambo mpiady Frantsay no tonga tany nanaraka akaiky ireo miaramila SADC tonga teto. Dia tsy avela ho hafa tanteraka mihitsy ve isika Malagasy e! Dia mbola eo foana izany io firenena minono io.
4. rijadolly ( 20/10/2011 03:01)
5. locl ( 20/10/2011 10:57)
Tsy misy hafa tsy io ihany no ahafahany manery antsika hanaraka ny hevina, SADY AMIN'IZAO KRIZY BE IZAO DIA MILA TOHANY ny économie Frantsay ka aiza moa izy no hahita hangalarana raha tsy aty afrika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531