tantara hafa nahasarika ny saiko niseho tany vietnam, Nguyen Thanh (31 taona) sy Tuyen mpandrafitra vadiny (33 taona) mpivady roa avy any @ io toerana io nosomparany aretina mifady trondrondranomasina ity vhv izay marihina fa tsy ahitana fanafana mbola 26 tanora dimy taona lasa ka miendrika 50 taona tsy fidiny tao anatiny 5 taona, tokantrano sahirana arampivelomana moa no misy azy reo ka tsy afaka nanaraka fitsaboana any ho-chi-minh city araky ny voalazany dokotera nijery akaiky izany dia afaka averina ny 50-70 % ny hoditry ny tarehiny @ alalany fitsaboana taratra mahery vaika/laser therapy. tsy nampino ny fiovana nefa dia tena marina nambarany ilay rangahy ty aza fa tsy mampiova ny fitiavany ny vadiny izao, araho eto